Malagasy teraka tao an-tanindrazana, teraka tamin'ny aprily 1982 tao Ankadifotsy – Antananarivo. Lehibe tao Antananarivo hatramin'ny faha-22 taonany. Noho ny fianarana sy ny asa aman-draharaha anefa dia voatery niampita ranomasina. Ankehitriny dia aty Frantsa.
Ireo zavatra nofinofisiko matetika :
* mba ho afaka milalao sy mianatra avokoa ny ankizy rehetra maneran-tany.
* mba tsy hisy intsony ireo matin'ny hanoanana.
* mba ho mpirahalahy tokoa daholo ny firenena rehetra maneran-tany, izany hoe tsy misy miady.
Lahatsoratra farany an'i Tokinao
Bahrain: fiainana milamina anatin'ny fahasamihafàna
Hatrizay hatrizay, efa aman'arivorivon-taonany lasa izay, Bahrain dia tanim-pilaminana izay ifangaroan'ny mponina maro samy hafa finoana, sy fiaviana. Tao amina tanàna tranainy iray, i Ràn'i Kristy (Ar), mpiblaogy iray avy...
Paragoay: ireo mpilatsaka ho fidìna izay mampiasa ny blaogy hahazoana mpifidy
Sary nalain'i Muna Annahas Amin'ny 20 aprily ho avy izao no hifidy izay ho filoham-pireneny ny Paragoay. Betsaka amin'ireo mpilatsaka ho fidiana manan-danja no mampiasa ny blaogy ho fomba ifandraisana...
Iran : Taona vaovao no manomboka
Omaly no andro voalohany amin'ny lohataona sy andro voalohan'ny taona iraniana. Ny fetin'ny Nowruz na koa Norouz dia ankalazaina any Iran sy firenena maro tahaka an'i Tajikistan sy Afghanistan. Mpiblaogy...
Rosia: fahatsiarovana ireo nianjadìn'ny fanondranana ho faty; “Dzhigit Day”
Tamin’ny faha-23 febroary teo, andro izay anamarihan’i Rosia ny fetin’ny fiarovana ny Tanindrazana, no nivorian’antokon’olona roa tao amin’ny Moscow's Bolotnaya Square ao Môskoa. Izany dia natao hanamarihana ireo Tsetsena sy...