Lahatsoratra farany an'i Toetra Raja
Ny rap’ny mpampianatra Feng Shui
Kevin, mpitoraka bilaogy, dia namoaka anterineto horonan-tsarin-kira rap roa momba ny Feng Shui sy mpampianatra feng shui roa, Mak Ling Ling sy So Man Fung (sinoa). Ny Feng Shui dia taranjan’ny...
Ny tohadranon’i Nam Tha
Ny blaogy New Mandala dia mandinika ny volavolam-pananganana tohadrano any Laos ataon’ny orinasa sinoa iray, sy ny mety ho vokatr’izany eo amin’ny fiainan’ny olona ao an-toerana. Preetam Rai
Ukraine : Fifidianana ao amin’ny Nosin’ny Menarana
Ny Ukraine List dia hanaramaso ny fifidianana solombavambahoaka hatao ny 30 septambra ho avy izao ao amin’ny nosin’ny Menarana izay ahitana mponina 50 ka hatramin’ny 100, araka ny fomba fanisana...
Rotaka tany Kampala
Ny blaogy Random Acts of Penmanship[En] dia nametraka tamin'ny aterineto sary maro momba ny rotaka tany Kampala. “Teo am-pisakafoana aho tamin'ny maraina no nahare antson'ny namana iray mampahafantatra ny rotaka...
Trinitée sy Tobago : Nihaona tamin'ny aterineto ireo mpanohitra ny fanempoana viraty
Atillah Springer dia mpanao gazety, mpitolona ary mpibilaogin'ny Trinité sy Tobago.Mpikambana ao amin'ny fihetsiketseham-panoherana iray ho fiarovana ny tontolo iainana ihany koa izy izay naharoaka tamin'ity taona ity ny ngezalahy amin'ny fitrandrahana...