Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantely · Jolay, 2017

imailaka Tantely

Lahatsoratra farany an'i Tantely tamin'ny Jolay, 2017

12 Jolay 2017

Manomana Hazakazaka Mahery Vaika Ho Amin'ny Toeran'ny Filoha Ireo Fifidianana Ben'ny Tanàna sy Mpanolotsaina Any Meksika

Ao anatin'ireo fifidianana voaloton'ny tsy fanarahan-dalàna, mbola mitazona ny vahohony lehibe indrindra ny antoko eo amin'ny fitondrana, raha miharitra fihemorana manoloana ny fifidianana hatao amin'ny taona 2018 ilay mpifaninana aminy, López Obrador .

01 Jolay 2017

Mampiasa ny Onjan'ny Fahitalavitra Ireo Mpahay Teknolojia ao Mombay Mba Hitondràna Fahafahana Miditra Bebe Kokoa Amin'ny Aterineto any India

GV Mpisolovava

Mahatonga ny ankamaroan'ireo Indiana ho voafetra amin'ny Aterineton'ny finday fotsiny ny tsy fahampian'ny fotodrafitrasan'ny Aterineto, ka manasarotra ny fidirana lalindalina amin'ny teknolojian'ny Aterineto.