Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantely · Jona, 2017

imailaka Tantely

Lahatsoratra farany an'i Tantely tamin'ny Jona, 2017

29 Jona 2017

Nahoana No Nandray Anjara Tamin'ny Fifidianamben'ny Fanjakana Mitambatra Ilay Olompirenena Britanika Teraka Etiopiana

"Reharehako i Yemi Hailemariam, vadin'i Andy Tsege, izay nandia ny làlana rehetra mankany Maidenhead mba hihaonana amin'i Theresa May & hangatahana ny famotsorana an'i Andargachew."

An'aliny Ao ny Kroasia no Manameloka ny Tsy Fahombiazan'ny Governemanta Amin'ny Fanavaozana ny Sehatry ny Fanabeazana

“Tsy mila fitaizana sy fanabeazana patriarika izahay”; “Ataovy any amin'ireo fianarana mamily fiara ny fivavahana”; “Ataovy any an-tsekoly ny fanabeazana ara-pananahana”.

Ny Famonoana Faobe tao Thiaroye ny Taona 1944, Tranga Nahamenatra Tamin'ny Vanim-potoana Fanjanahantany Frantsay Tany Afrika

Miaramila afrikana maro, mpanafaka an'i Frantsa, novonoin'i Frantsa. Heloka tokana monja no vitan'ireo miaramila ireo antsoina hoe ' 'Miaramila Senegaly Mpitifitra', dia : ny naha-Afrikana azy ireo.

Mpiady amin'ny Kolikoly Voafelaky ny Fiampangàna Ho Nanao Kolikoly Any Azia Afovoany

"Efa simba hatry ny ela ny zavatra rehetra. Tsy misy azo avotana intsony!"

27 Jona 2017

Mampitsahatra ny Tranokalan'ny Mpanivan'ny Fanjakana Rosiana Ireo Mpiady Anaty Akata Nomerika

GV MpisolovavaAkon'ny RuNet

Ny fomba namitahan'ny mpijirika ireo mpamatsy tolotra Aterineto tamin'ny nibahanany ny vohikala mpanivan'ny fanjakana.

16 Jona 2017

Mihevitra ny Hamerina ny Fihetsiketsehana Goavana Tamin'ny Herintaona Noho ny Fanovàna ny Fanabeazana, Ireo Kroaty

"Na iza na iza mihevitra mihoatra noho ny efa-taona dia mahafantatra tsara fa tsy maha faty antoka ny mampiasa vola amin'ny fampianarana."