Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantely · Janoary, 2017

imailaka Tantely

Lahatsoratra farany an'i Tantely tamin'ny Janoary, 2017

22 Janoary 2017

Zanaka Lahin'ny Filoha Tajik, 29 Taona, Lasa Ben'ny Tanànan'ny Renivohitra

"Jeneraly 29 taona, mpiady amin'ny kolikoly, [Rustam Emomali] vao lasa ben'ny tanànan'i Dushanbe. Ary inona no mba vitanao?"

02 Janoary 2017

Fantsom-Pahitalavitra Kazakh Malaza Amin'ny Vaovao Tsy Marina Misedra Olana Mahamay Taorian'ny Tafatafa Tsy Tena Izy

Vetivety dia nopotsirin'ilay nolazaina fa nifampitafàna Ilay tafatafa, izay tsy nisy velively, nataon'ilay Kazakh mpanolotra vaovao, mpanandra-tena

Jereo Ny Fandraisam-pitenenan'i Bektour Iskender Tao amin'ny TED, Mikasika ny ‘Hery Goavan'ny’ Fanaovan-gazetin'ny Tanora Any Kyrgyzstan

Amin'ny vanim-potoanan'ny vaovao tsy marina sy 'ady amin'ny fampitàm-baovao', ny tantaran'i Kloop.kg no iray sady manainga fanahy no mampilamin-tsaina.

Iraniana-Amerikana Mpamorona Lamaody any New York, Mampiasa ny Lamaody Hiteraka Fiantraikany Ara-tsosialy

Ny Tetezana - The Bridge

Iraniana-Amerikana, mpahay maritrano, namorona marika nosainina avy amin'ireo tanàna, mba hampisy “fampahafantarana ireo toerana sy fampiroboroboana ny lamaody ihany koa ho fitaovana fampitàna hafatra mba hiteraka fiantraikany ara-tsosialy.”