Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Arimalala · Jona, 2017

imailaka Arimalala

Lahatsoratra farany an'i Arimalala tamin'ny Jona, 2017

30 Jona 2017

Tsy Ilay Fialofana Nantenain'ny Maro Ny Trano Fonenana Any Ivelan'i Havana

Toerana fonenana, ny antsasany no misy mipetraka ary ny antsasany ampahany mbola an-dalam-panoreana no "vahaolana" atolotra any Marianao, faritra tsy ara-dalàna eo amin'ny manodidina an'i Havana.

Manoro Hevitra Ny Hetsik'ireo LGBT ny Mpanaramaso Ny Dokambarotra Any Singapaoro Mba Hanala Ilay Teny Filamatra “Fanohanana ny Fahalalahana Mitia”

"Tsy hitanay ny fomba iantsoana ny teny filamatra ho amin'ny fampitambarana sy ny fitiavana ho afaka heverina fa manozongozona ny fotokevitra momba ny fianakaviana na tsy manaja ny tsirairay." hoy ny nosoratr'ireo mpikarakara ny Pink Dot.

27 Jona 2017

Hametra-pialàna Sa Tsia: Roa Mpanao Lalàna Mametraka ny Raharahan'Ireo Amin'ny Fifidianana “Fitsipaham-pitokisana” Natao Tamin'ny Lehiben'ny Fitsarana Any Trinidad Sy Tobago

"Ny fotoana manan-danja amin'ny fikatsahana fandraisana andraikitra" na "ny antso tsy tapaka sy niely be tamin'ny haino aman-jery nataon'olom-bitsy ho [an'ny filohan'ny fitsarana] mba hialany? Henoy ny lafiny roa amin'ny fanehoankevitra.

Ny Antony Anoheran'ny Dokotera Sy Ny Mpianatra Ny Sekoly Tsy Miankina Hany Fianarana Ho Dokotera Any Sri Lanka

"Ho hita eo raha mbola hanohy hanaisotra ny zon'ny tanorantsika hanaraka fampianarana tsy miankina ho dokotera any Sri Lanka ireo Dokotera 'Mafia'"

16 Jona 2017

Efa Nandre Momba Ny “Vola Ho An'ny Fanalahidy” Ve Ianareo? Maro Amin'Ny Mpifindra Monina Efa Zokiolona Any Los Angeles No Nahazo – Ary Miady Amin'Izany

Ahoana ny anampian'ny vondrom-piarahamonina ireo mponina ambany fidiram-bola -- maro amin'izy ireo no mpifindra monina - hahatakatra ny zo maha-mpanofa azy ireo.

02 Jona 2017

Manome Ratra Hafa Ny Faritra Maitso Ao An-tanàna ny Kaominin'i Beiroty

Mandrahona ireo toerana maitso lehibe sisa tavela ao amin'ny renivohitra ireo pôlitika vao haingan'ny filànkevitry ny tanàna.