Salohy Randriafanomezantsoa · Jolay, 2019

Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Jolay, 2019

Tamiin'ny fotoana nisian'ny onjam-peo Global Voices

Blaogim-Piarahamonina GV  15 Jolay 2019

Amin'ny anaran'ny ekipan'ny Onjam-peo GV , faly izahay manambara ny fanombohan'ny Onjam-peo GV (tsikelikely) ary tianay ho fantatra ny fanehoan-kevitrao momba izay renao. Ahoana ny fomba hihainoana izany? Azonao ampiasaina ny bokotra etsy ambony mba hihainoana izany mivantana na hampidira ny URL ao amin'ny onjam-peo an-tserasera izay nosafidinao: http://gvoices.out.airtime.pro:8000/gvoices_a Tokony...

Ny fiteny rehetra eto amin'izao tontolo izao: fampahafantarana ny Wikitongues

Blaogim-Piarahamonina GV  04 Jolay 2019

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Febroary 2016) Hetsika ho an'ny zon'olombelona ny Wikitongues . Manorina ny arsivan'ny kolontsaina iombonana mbola tsy fahita hatramin'izay izahay miaraka amin'ireo mpandaha-teny sy mpampiasa ny fiteny rehetra eto amin'izao tontolo izao ary manaitra ny saina amin'ny fahasamihafan'ny fiteny ary mihetsika mba hiaro izany. Fikambanana tsy mitady tombontsoa...

Mampifandray olona ny Global Voices, Dijana Djurickovic !

Blaogim-Piarahamonina GV  04 Jolay 2019

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Oktobra 2014) Tamin'ny taona 2008, nanatona ahy i Siniša Boljanović, ilay lehilahy izay nanomboka ny Global Voices Serba taty aoriana, niaraka tamin'ny fangatahana hanampy azy amin'ny fanatsarana ny teny Anglisiny. Mazava ho azy, nanaiky izany aho satria nanana traikefa momba izany asa izany ary mbola sarotra kokoa aza...

Lahatsoratra voalohany! Tongasoa eto amin'ny bilaogin'ny vondrom-piarahamonina GV ! 

Blaogim-Piarahamonina GV  01 Jolay 2019

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Septambra 2014) Nihalehibe noho izay nisiany teo aloha ny vondrom-piarahamonina Global Voices izay manaporofo ny maha-zava-dehibe ny asa ataontsika ho an'ny vahoaka manerana izao tontolo izao. Ny fanamby tonga amin'ny fananana vondrom-piarahamonina lehibe sy mahafinaritra dia ny fitadiavan-tahala ho antsika ifampizarana sy ifandraisana amin'ny tsirairay avy...