Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Jona, 2019
Ebola: Fanentanana nataon'i Abdoulaye ao amin'ny GV Frantsay

Tsy afaka mamonjy ny tsirairay amin'ny Ebola isika kanefa fara faharatsiny mba nisy an'i Abdoulaye afaka nifandray amin'i Fatou tany Guinée. Vakio ary izany.
Mitahiry ny fiteny Aymara ho an'ny taranaka hoavy

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Janoary 2015) Mendri-piderana ary mendrika ny fanohanana rehetra azony ny fanoloran-tena feno hafanam-po avy amin'i Victoria Tinta avy any Bolivia amin'ny vanim-potoana iray izay ahitana ny...
Eo foana ny hoavy

(Lahatsoratra tamin'ny volana Janoary 2015) Niaraka taminay foana i Umaima kely isan'andro nandritra ny Vovonana GV mba hampahatsiahy anay fa anisan'ity vondrom-piarahamonina mahagaga ity izahay noho ny antony tokana: ny...
Fantaro i Doaa Farid Farah AbdelSayed, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang tamin'ny 5-11 Jona

Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Doaa Farid Farah AbdelSayed, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 5-11 Jona 2019. Hizara ny fomba fijeriny momba ny fiteny Nubian izy.
Thailandy : mpanao sariitatra noenjehina noho ny fanehoan-kevitra nanevateva ny Praiminisitra tao amin’ny Facebook
Notorian’ny Praiminisitra Thailandey, Yingluck Shinawatra, ilay mpanao sariitatra malaza, noho ny fanehoan-kevitra nanala baraka azy tao amin’ny Facebook, izay nampitaha azy tamin’ny mpivaro-tena noho ny ‘’fivarotana ny fireneny’’.