Salohy Randriafanomezantsoa · Novambra, 2018

Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Novambra, 2018

Noafahana ilay bilaogera Irakiana Khalid Jarrar

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ilay bilaogera Irakiana, Khalid Jarrar , izay nosamborin'ny polisy mpitsikilo Irakiana araka ny notaterinay dia navotsotra araka ny filazan'ny rahalahiny Raed sy ny reniny Faiza . Tsy mpankafy velively ny fisian'ny Amerikana any Iràka ny fianakaviana Jarrar. Ity zavatra...

Sary avy any Indonezia: Manahoana, tsy miasa intsony ilay izy!

  06 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Manahoana, tsy miasa intsony ilay izy” avy amin'i Budi Sukmana Mpitondra tuk-tuk any Bandung, Java Andrefana, Indonezia, manosika ny fiarany sy ny mpandehany mba tsy ho lena mandritra ny oram-be tampoka. Fanamarihana: Hitanay ity sary ity satria nanamarika izany niaraka tamin'ny...

Sary avy any Japana: Oko

  06 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Oko” avy amin'i MC MasterChef Fivarotan-tsakafo kely/mivarotra paty any Oko, tanàna kely akaikin'i Hiroshima. Tsara ny manamarika fa natao handrahoan-tsakafo ny ankamaroan'ny latabatra malalaka eo anoloana.

Sary avy any Japana: Sushi

  06 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Sushi” avy amin'i Sekihan Ny zatovovavy iray mandinika ny sushi tao amin'ny trano fisakafoanana iray tany Tokyo.

Sary avy any Thailandy: Ny dihy tigra

  06 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Dihy Tigra” avy amin'i Scruffy Dan Mpandihy iray miaraka amin'ny saron-tava tigra mivezivezy manerana ny parady tao Bangkok.