Lahatsoratra farany an'i Faniry Nicole tamin'ny Jona, 2018
Iràka : Fijoroana Vavolombelona Vitsy Mombanà Fanamparam-pahefana Ataon'Ireo Tafika Irakiana Misahana Ny Fiarovana
Ny 13 Jolay 2006, nosamborin'ireo avy ao amin'ny Mpiambina nasionaly Irakiana na ny "Iraqi National Guard" - izay antsoina indray moa ankehitriny hoe New Iraqi Army na ny Tafika Irakiana Vaovao - ilay lehilahy ao anaty lahatsary, antsoina hoe “Majed”, kanefa tsisy heloka nataony akory araky ny voalazany.