Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Septambra, 2013
“Milamina Any Damaskosy “: Tatitra Rosiana Avy any Syria
"Tsy hino ianareo, saingy milamina i Damaskosy. Mipetraka eny amin'ny trano fisotroana kafe, mandeha eny an-dàlana ary lavitry ny fitaintainana ny olona"
Ghanà : Fiandrasana Ny Didim-pitsarana Tamin'ny Fifidianana Filoha
Foana ny làlana, mihidy ny tranom-barotra, foana ny tsena ary tsy mivarotra toaka ireo tomponà fivarotana androany satria mitaintaina miandry ny didim-pitsarana tamin'ny fifidianana filoham-pirenena.
UNICEF India Mampaneno ‘Kiririoka Mena’ Ho Famongorana Ny Heristra Atao Amin'ny Ankizy
Raha toa ka mbola matoan-dahatsoratry ny gazety ny herisetra mifamatotra amin'ny fanolanana misy any India, dia nisy fanentanana vaovao nataon'ny UNICEF India nampiova ny fomba fijery amin'ny fitomboan'ny fanolànana atao amin'ny ankizy.
Filipina :”Diaben'Olona An-tapitrisany” Manohitra ny Kolikoly
An'aliny maro ireo Filipiana nitoona tany Manila sy tanàna hafa any Filipina mba hanoherana ny kolikoly mitombo ao amin'ny governemanta.
Mianiana ny Filoha Vaovaon'i Paragoay
Tonga Filoha vaovaon'i Paragoay i Horacio Cartes, mpandraharaha, nifarana teo ny sakatsakana ara-politika sy ara-diplomatika niainanan'ny firenena miaraka amin'ny fiampangana an'i Fernando Lugo tamin'ny volana jona 2012.