Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Nancy · Aogositra, 2012

Lahatsoratra farany an'i Nancy tamin'ny Aogositra, 2012

05 Aogositra 2012

Afrika Atsimo: Mankalaza Ny Medaly Volamena Voalohany Tao Anatin'ny 8 Taona Ny Mpiserasera Amin'ny Aterineto

Fankasitrahana no azon'ilay mpilomano Afrikana Tatsimo Cameron van der Burgh izay nandrombaka ny medaly volamena voalohany ho an'i Afrika Atsimo taorian'ny faharesen'ny firenena nahamenatra tamin'ny Lalao Olympika 2008 tany Beijing. Azony ny medaly volamena tamin'ny Alahady rehefa nandresy tamin'ny 100m savarano (brasse) sy nanamontsana ny zava-bita tsara indrindra eran-tany ho...

Nizeria: Filohan'ny Loholona Mitaky Sivana Amin'ny Haino Aman-jery Sosialy

Nanome toro-marika vaovao hamehezana ny haino aman-jery sosialy ao amin'ny firenena ny filohan'ny Loholon'i Nizeria David Mark. Mpiserasera maro amin'ny aterineto no nandray io heviny io ho famakiana ady amin'ny tranonkala Nizeriana.