Gazety ao Palau miatrika fitoriana amin'ny resaka fanalàm-baraka taorian'ny fiporitsahan'ny tatitra iray miresaka hetraOrinasa an'ny rain'ny filoham-pirenena no mpitoryMpanoratra Mong Palatino Nandika Ornella21 Novambra 2024
Nandritra ny lanonana fametrahana ny filoha, nampifandanjain'i Taiwan ireo fihenjanana momba ny maripamantaranaNankalazain'ilay hetsina ny vazimba teratany sy ny foko shinoaMpanoratra Filip Noubel Nandika Ornella26 Oktobra 2024
Goatemalteka mpanao gazety, tany am-ponja izy no nahazo loka goavanaZamora no endriky ny fanenjehana mpanao gazety ao Goatemalà sy ny faritra Mpanoratra Prensa Comunitaria Nandika (en) i Melissa Vida, Ornella19 Oktobra 2024
Afaka ny ho vahaolan'ny trosan'i Belize ve ny ‘andraikitra manga’ (Blue Bonds)?Manampy amin'ny fivelomana, fitoniana sôsialy ary ara-toetrandro ireo habaka manga'Mpanoratra Cari-Bois News Nandika Ornella30 Jona 2024
Miha-mitombo ireo fanamby atrehan'ny vondrom-piarahamonin'ireo “transgenre” (nanova fananahana), talohan'ny fifidianana tao PakistànaMifamatotra amin'ny fanànana karapanondro ny maro amin'ireo zon'ny nanova fananahanaMpanoratra Asfandiyar Nandika Ornella10 Jona 2024
Tchad Mahamat Idriss Déby Itno no filoham-pirenena mandimby ny rainy ho filoham-pirenena, raha ny vokatra voalohan'ny fifidiananaToherin'ilay mpanohitra Masra sy takiany hofoanana ny fifidianana tamin'ny 6 MayMpanoratra Jean Sovon Nandika Ornella19 Mey 2024
Fiakarana faobe ny vidin'ny aterineto ao Madagasikara : tafa niarahana tamin'i Harinjaka Andriankoto RatozamananaNanitsy vidina aterineto tsy naka mialoh ny hevitr'ireo mpampiasa ireo mpamatsy aterineto.Mpanoratra Jean Sovon Nandika Ornella24 Avrily 2024
Olan'ny maha-olona ao RDC sy Sodàna : mihoatra ny 14 tapitrisa no nafindra toerana, ary atahorana ny kereTsy maintsy ihoarana ny fetran'ny rafitra fanampianaMpanoratra Jean Sovon Nandika Ornella21 Avrily 2024
Nahoana i Kenya no miady amin'ny firongatry ny famonoana vehivavy?Ny fihetsika ara-tsôsialy sy ireo fanamby apetraky ny lalàna dia manampy amin'ny fitomboan'isan'ireo vehivavy maty nisy namonoMpanoratra Zita Zage Nandika Ornella07 Febroary 2024
Mitrandraka ny fifindràmonina, ny maha-mpikambana sy ny dikan'ny hoe an-trano ao Sri Lanka"Mandao tsikelikely ny vorona tsirairay, mivarotra fananana, mamela ny fototra niaviany"Mpanoratra GroundViews Nandika Ornella27 Janoary 2024