Ny sarimihetsika tsara indrindra tamin'ny 2024 tao Kazakhstan, mitrandraka ilay fombandrazana efa fanao nandritra ny taonjato maro momba ny fananganan-jazaNampizara ho ankolafy roa ny firenena ilay sarimihetsikaMpanoratra Nurbek Bekmurzaev Nandika Ornella31 Desambra 2024
Tamin'ny resaka an-databatra tao Accra; manampahaizana avy amin'ny anjerimanontolo manasongadina ny fironana ho any amin'ny fahalalahan'ny haino-vaky-jery manerana an'i AfrikaSadasada ny toetry ny fahalalahan'ny haino-vaky-jery ao AfrikaMpanoratra Jeslyn Lemke Nandika Ornella24 Desambra 2024
Ny fiantraikan'ny fandrahonana ho faty, ny fahaverezan'asa, ary ny tsy fisian'ny fiarovana an'ireo mpisintona lakolosy ao Afrika AndrefanaTopimasso amin'ny fiampangàna ireo tsy ara-dalàna sy ny fiarovana ireo mpisintona lakolosy ao Afrika AndrefanaMpanoratra Pamela Ephraim Nandika Ornella18 Desambra 2024
20 Novambra: andro iray hankalazàna sy hanandratana ny lova ary ny tantaran'ireo Afrô-breziliànaTany am-piandohany, tamin'ny 1970, dia vondrona iray misy ireo mainty hoditra avy avy any atsimon'ny no nanolotra io daty io nandritra ny jadona miaramilaMpanoratra Global Voices Brazil Nandika (fr) i Juan Diego Cuesta Asencio, Ornella14 Desambra 2024