Sekoly ambaratonga faharoa fototra any ambanivohitr'i Trinidad manantena hoe afaka hanampy amin'ny ady atao amin'ny fiovàn'ny toetrandro ny asam-piarahamonina'Mihazakazaka manatona faharavàna [...] isika raha tsy dieny izao dia mihetsika'Mpanoratra Janine Mendes-Franco Nandika Ornella30 Novambra 2024
Samoana mpanao gazety manohitra ireo fameperana aroso ho ampiharina mandritra ny fivorian'ny CommonwealthTsy manao afa-tsy ny manaraka ireo taridàlana efa misy ho an'ny media ireo tomponandraikitra, hoy izy ireoMpanoratra Mong Palatino Nandika Ornella29 Novambra 2024
Fikasàna hamono saingy tsy nahomby, niteraka tombatombana momba ny ady fahefàna ao OzbekistànaMihasarotra ny manafin-javatra any ambadiky ny sehatra anyMpanoratra Nurbek Bekmurzaev Nandika Ornella22 Novambra 2024
Gazety ao Palau miatrika fitoriana amin'ny resaka fanalàm-baraka taorian'ny fiporitsahan'ny tatitra iray miresaka hetraOrinasa an'ny rain'ny filoham-pirenena no mpitoryMpanoratra Mong Palatino Nandika Ornella21 Novambra 2024