Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Novambra, 2007
Sodana : Inona ireo zavatra nitranga tany Darforo ?
Ny blaogy Meskel Square dia mitatitra momba ireo zavatra farany nitranga tany amin'ny faritry Darforo any Sodana : « As you no doubt already know, the Sudanese government, the African Union, the...
Fanjakana Mitambatra (UK) : Omeo rariny itompokolahy Jean Charles de Menezes
Ny mpiblaogy Joty dia mitatitra fa hivory ny Alakamisy 22 Novambra 2007 izao ny Sampandraharaha mikasika ny Polisy an-tanan-dehibe Anglisy [MPA | Metropolitan Police Authority] handray fanapahan-kevitra momba izay hanamelohana na tsia...
Mozambika : Ho fahatsiarovana an'i Carlos Cardoso
Ny blaogy ForEver PEMBA dia mahatsiaro ny fahaverezan'ny demokrasia ara-pampahalalam-baovao any Mozambika tamin'ny namonoan'ny sasany ny mpanao gazety Mozambikana Carlos Cardoso, ny 22 Novambra 2000 : « Muitos de nós lembramos com...
Arabia Saodìta : Naolana dia avy eo voaheloka indray
Ny mpiblaogy Saodiana Rasha dia mitatitra ny nahazo ilay tovovavy Saodiana iray izay naolana lehilahy maro dia avy eo nohelohin'ny fitsarana izay niteraka adihevitra mafana anivon'ny tanora any amin'ny faritra Arabo iny...
Brezila : Ilana fanavaozana ny fiheverana ny fanavaozana
Ny mpiblaogy Nivaldo Simões monina any Brezila dia mampiharihary izay lesoka goavana amin'ny fiheverana ny fanavaozana [recyclage | recycling] araky ny fahita any Brezila sy any amin'ireo firenena mandroso rehetra...
Brezila : Tsy misy Aterineto efa ho 95 ora, 43 min, 17 sek, dia mbola mitohy …
I Gabriela Zago izay voatery miblaogy avy any amin'ny Cyber any Brezila nanomboka tamin'ny Talata nohon'ny fahatapahan'ny tambanjotra Aterineto tao an-tranony, dia mitantara fa ny tolotry ny orinasa Brasil Telecom...
Egypta : Ampijaliana am-pigadrana ny mpiblaogy Kareem
Ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman, izay voaheloka hanefa efatra taona am-pigadrana, dia misedra fampijaliana any am-pigadrana araky ny fambaran'ny Tambanjotra Arabo ho fampahafantarana ireo raharaha mikasika ny zon'ny olombelona [The...
Brunei : Matavy loatra
Ny mpiblaogy Old Man [Antidahy] dia manontany tena mikasika ny fihanaky ny hatavin'ny mponina any Brunei : « BRUNEI Darussalam is the most obese nation in the Southeast Asian region…....
Japàna : Fanavakavahana ara-trano
Ny mpiblaogy James dia mitatitra ao amin'ny blaogy Japan Probe momba ny raharaha mikasika ny fanavakavahan ara-trano mahazo ny vahiny mipetraka any Japàna : « The Japan Times ran an article over...
Azia Atsimo Atsinanana : Ireo tetezana lava indrindra
Ny mpiblaogy Pisanu monina any Bali, Indonezia dia mitatitra ao amin'ny blaogy Bisean mikasika ireo tetezana lava indrindra any Azia Atsimo Atsinanana : « Southeast Asia is home to some of...