Mpanoratra Taloha · Desambra, 2010

Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Desambra, 2010

FOKO: Fitsapan-kevi-bahoaka momba ny Lalam-panorenana sy fanonganam-panjakana tsy nahomby

Rising Voices  03 Desambra 2010

Mandalo fotoana mikorontana i Madagasikara. Tao aorian'ny 20 volana niovan'ny fitondrana,  dia noheverin amin'izay ny fiverenana amin'ny rafitra araka ny Lalampanorenana. Notontosaina tamin'ny 17 novambra teo ny referendum izay nifandirana tokoa momba ny Lalampanorenana vaovao. Feno tsy fanarahan-dalàna sy saron'ny fanonganam-panjakana tsy nahomby moa ilay fifidianana. Mpitoraka bilaogy vitsivitsy mpikambana ao amin'ny...