Mpanoratra Taloha · Marsa, 2008

Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Marsa, 2008

Tontolo iainana : Sarin'ny faritra fanangonana ireo fako any Nairobi

  25 Marsa 2008

Mba hamohazana ny fihevitry ny maro mikasika izay fomba tsy mahomby itantanana ny fako ankehitriny dia manapariaka sarin'ny faritra antsoina hoe ‘Dandora’ i Kikuyumoja no sady manoratra hoan'ireo Kenyana ary manontany ireo mponina any amin'ny renivohitra Nairobi : Ever wondered what happens to your *waste*? […] Now, since an agreement...

Kôngô (RDK) : Ambaran'ny filoha Kabila fa tsara kokoa ny fiainan'ny Kôngôley

  20 Marsa 2008

Ny Blog du Congolais no mitatitra ny fisalasalany miatrika ny fanatintranteran'ny filoham-pirenena Kabila mikasika izay fihatsaran'ny toetoe-piainana any Kôngô (RDK) : Ouverture de la nouvelle session parlementaire. Les Présidents de deux chambres, se basant sur les rapports des vacances parlementaires de leurs collègues, dressent un bilan catastrophique de l’an 1...

Bermuda : Hetsika andavan'andro mba « hahamaitso » kokoa

  19 Marsa 2008

A Radical in Bermuda no mizara torohevitra vitsy mikasika ireo hetsika andavan'andro azo atao mba “hahamaitso” kokoa, izany hoe hanajana kokoa ny tontolo iainana : reuse water bottles instead of buying bottled water […] do not commute alone by car […] have no more than 1 child, or adopt additional...

Tontolo iainana : Elefanta 14 nolefonina tany Amboseli, Kenya

  19 Marsa 2008

Richard Leakey avy amin'ny Wildlife Direct no mandefa fampilazana fanairana momba izay zavatra mitranga any amin'ny valan-javaboahary Amboseli [National Park] any Kenya, mikasika ireo Elefanta 14 nolefonina : …The range of causes of elephant spearing are complex enough — revenge, political protest, self- or crop-protection, delinquency, and, to a lesser extent...

Etiôpia : Mpanjakavavin'ny Saba, vita dika Frantsay koa

  14 Marsa 2008

Tamin'ity herinandro ity, ny blaogy amin'ny teny Frantsay Roots and Culture (Faka sy kolontsaina) dia nitafatafa [FR] tamin'ingahy Samuel Malher, manampahaizana mpikaroka ara-pivavahana any Strasbourg, Frantsa izay nanatanteraka ny dikanteny manontolo amin'ny teny Frantsay voalohany ny boky “Kebra Negast”, izay soratra masina eo imason'ireo Etiôpiana. Ny Kebra Negast na “Voninahitr'ireo...

Kôngô-Brazzaville : Fivoizana ny zo hoan'ny fitsaboana

  13 Marsa 2008

Ny Congolese Women on the web [vehivavy Kôngôley eto amin'ny Aterineto] no mitatitra momba fivoizana ny zo hoan'ny fitsaboana any Kôngô-Brazzaville : Indigenous people in all areas of Congo Brazzaville live in precarious conditions and are subjected to discrimination and marginalisation, which prevents them from benefiting from all the rights...

“Moroni Blues” tantara an-kira Kômôriana

  12 Marsa 2008

Ny namana Vola, izay mpiblaogy Malagasy monina any Parisy, Frantsa no mitatitra ny fampisehoana izay natrehiny, tantara an-kira mitondra ny lohateny hoe “Moroni Blues”, diam-penin'ny mpanoratra Kômôriana Soeuf Elbadawi. Tsahivina fa i Moroni no renivohitry ny vondro-nosy Kômôriana : C'est l'histoire d'une ville – Moroni, où les grandes familles installées...