Kin t'anik in na'tsil t'aan yéetel ka'anal óolil. Ny fàkan'ny mayana fitenikoFanamafisana ny fiteny mayana ary ny fomba fijerin'izao tontolo izao ny zanak'i DzitbalchéMpanoratra Carlos Alberto Chi ChanNandika Teodora C. Hasegan, Miora30 Novambra 2024
Tao Borkina-Fasô, fetibe iray nameno ny arabe ho fanehoana ny krizy sy ny fiaretanaToherin'ireo Borkinabe amin'ny alàlan'ny zavakanto ny herisetra sy ny tsy fitonianaMpanoratra Joel Hevi, Jean SovonNandika Miora27 Novambra 2024
Ao amin'ny vohitra nepaley iray, sahirana ny mponina hampifandrindra ny vaninandro maoderina sy ny fombandrazana fanaovana asatànanaEzahan'ny tanora ny hamelona indray ny asatànana fanamboarana tavoara vita amin'ny volobeMpanoratra Sanjib ChaudharyNandika Miora26 Novambra 2024
Fitahirizana ny fiteny Ch'ol amin'ny alàlan'ny teatira sy ny media nomerikaNovolena tanaty voa iray ny fitenikoMpanoratra Marlene Sánchez GuzmánNandika Teodora C. Hasegan, Miora26 Novambra 2024
Yerba mate: Dite zanatany any Amerika Atsimo, avy any Paragoay ka hatrany SyriaManana tantara lava sy iraisam-pirenena ny "Yerba mate"Mpanoratra Rowan GlassNandika Miora25 Novambra 2024
Fasky, mpanakanto ao Borkina Fasô, mampiasa ny saripika ho an'ny fiaretana sy ny fanolorantena ara-tsôsialyTao Afrika, tsy nitondra ho amin'ny fihibohana ny valanaretinaMpanoratra Joel Hevi, Jean SovonNandika Miora19 Novambra 2024
Hidika inona ho an'i Taiwan ny fepotoana faharoa hitondràn'i Trump?Fotoana tsy ampoizin'i Taiwan mialohaMpanoratra New BloomNandika Miora10 Novambra 2024
Manampahaizana tôgôley, Kofi Sika Latzoo, manazava ny anajara toeran'ny indostrian'ny lalao an-dahatsary ao anatin'ny toekarena AfrikànaTombanana ho 2,14 lavitrisa dôlara amerikàna ny haben'ny tsenan'ny lalao an-dahatsary ao Afrika ho an'ny taona 2024Mpanoratra Jean SovonNandika Miora07 Novambra 2024