Avy amin'ny revôlisiôna hatrany an-tsesitany: Ny dian'i Nasrin Bassiri, Iraniàna mpikatroka,Tantaram-pikatrohana sy faharetana avy amin'ny korontana tao Iràna, hatrany amin'ny toby fialofana tany Berlin. Mpanoratra Maryam MirzaNandika Miora25 Aogositra 2024
Niteraka fahatsapàna fitiavan-tanindrazana ny fahafatesan'ilay Goianey mpihira malaza, fa mitarazoka kosa ny fifandroritana sisintany amin'i Venezoelà"Fon'ny faritra misy anay" ny mozikan'i Dave MartinsMpanoratra Emma LewisNandika Miora23 Aogositra 2024
Ny fahatsiarovan'ireo diplaomaty amerikàna, manome fitantaràna mafonja momba ny tantaran'i AziaVoaresaka ao ireo olomalaza, 'pipelines', tobin-tafika an'habakabaka ary ny diplaomasian'ny vodkaMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Miora14 Aogositra 2024
Venezoelà, mihevaheva mifandanja amin'ny voka-pifidianana eny ambony mizàna ny habaka sivily ao an-toeranaMialoha ny fifidianana goavana, tena nanakenda mafy ny fahazoana vaovao ireo manampahefana sy mpanome tolotra aterinetoMpanoratra IFEX, Laura VidalNandika Miora12 Aogositra 2024
Ao RDC, rehefa atambatry ny “nionsologie” ireo milaza ho mahay ny zavatra rehetraAmin'ny fiteny lingala, 'rehetra' no dikan'ny 'nionso' niavian'ny hoe "nionsologie"Mpanoratra IciCongoNandika Miora11 Aogositra 2024
Nangasihasy ry zareo Belarosiàna any am-pielezana nony nahita fa tsy nisy tamingana Belarosiàna tamin'ilay fifanakalozana gadra'Nanantena izahay hoe - ary raha - i Masha koa?' Mpanoratra Daria DergachevaNandika Miora04 Aogositra 2024