Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Avrily, 2018
Disadisa Diplaomatika Tamin'ny Fandavan'i Trinite sy Tobago ny Fanamaivanana Fandoavam-bolan'i Dominika Ao Amin'ny OAS
Manantena tanteraka aho fa fantatry ny olona ao Dominika fa tsy ny Trinbagoniana rehetra no tsy malala tanana araka ny mety asehoan'ity fanapahan-kevitra ofisialy ity
Nampitodika ny Loha ny Hetsika Mitaky Fandriampahalemana Teraka Tany Ambanivohitra Afghan Anivon'Ady
"Ny hany tanjon'ny sit-in dia ny hampitsahatra ny ady eo amin'ny roa tonta. Tsy tokony handefa mpidaroka baomba intsony ny Taliban ary tsy tokony handefa baomba amin'izy ireo intsony koa ny governemanta."
Mitohy Ny Olana Momba Ny Fiarovana Lahatahiry ao India Tamin'ny Fivoahan'ny Raharaha Cambridge Analytica

Tonga tao India ny fiantraikan'ireo ampamoaka momba ny fampiasana tahiry nataon'ny Facebook sy Cambridge Analytica, izay ahitana ireo mpanao politika mifampiampanga amin'ny fikirakirana fitaovana mitovy amin'izany mba hanodikodinana ny fifidianana ao an-toerana.
Nahoana No Nanasonia Hanakatona Tranonkala Malaza Iray Ireo Koreana Maherin'ny 200.000 ?
Nisy ny fanangonan-tsonia antserasera natomboka tamin'ny 25 Janoary 2018, nitaky ny governemanta Koreana mba handràra tranonkala iray antsoina hoe Ilbe Storehouse, noho izy voalaza fa feno kabarim-pankahalana vehivavy, liberaly, sy ireo vitsy an'isa ara-poko sy ara-pananahana.
Niteraka Aingam-panahy Tao Amin'ny Media Sosialy Ilay Renim-pianakaviana Nanala Fanadinana Niaraka Tamin'ny Zanany Roa Volana
"Afaka roapolo taona, hahita ity sary ity ao Afghanistan tsara kokoa ity zaza ity."
Mampiseho Ny Fakàna An-keriny An'ireo Mpanao Gazety Ekoadaoreana Roa Fa Mbola Lavitra Ny Lalan'ny Fandriampahalemana Ao Kolombia
"Fijoroana mangina, mampalahelo... tsapa lalina. Androany alina, nihaona tao Plaza Grande izahay mpanao gazety sy naman'ireo mpiara miasa telo nalaina an-keriny"
Niteraka Fahatezerana Ny Akanjo “Hitler” Nifaninanan'ilay Ankizy Tao Makedonia
Gaga ny rehetra noho ilay ankizy nampiakanjoana mampalahelo toa an'i Hitler. Izay fantatsika rehetra fa mpanavakava-bolonkoditra sy Nazi. Na ireo niantsoantso hoe "Fahafatesana ho an'ny Albaney" [amin'ny fampiasana fanevatevana ara-poko] sy ny "ho an'ny Makedonia madio" eny an-dalambe, izay tena mikasika an'i Hitler avokoa.