Raveloaritiana Mamisoa · Jolay, 2019

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Jolay, 2019

Fantaro i Anushe Noor Faheem, Ilay mpanoratra tanora indrindra ato amin'ny Global Voices

Blaogim-Piarahamonina GV  14 Jolay 2019

(Lahatsoratra tamin'ny volana Desambra 2014) Iray tamin'ireo fihaonana mahafinaritra virtoaly an-tserasera ny nahafantarako an'i Anushe, indrindra fa amin'ny maha tanora mpikatroka azy avy any Pakistana. Mpanoratra tanora indrindra ato amin'ny Global Voices izy ary nanatevin-daharana ny vondrom-piarahamonina volana vitsy lasa izay. Fahafinaretana ho azy ny manoratra ho an'ny Global Voices,...

Momba ny fifindrana

Ny Tetezana - The Bridge  13 Jolay 2019

Miaiky aho fa misy ny fikatsoan'ny alahelo manoloana ny endriky ny tatitra maro isan'andro. . .tahaka ny zara raha azo lazaina ho voambolana mety aminy ny fankahalana vahiny amin'ny heviny manokana.

Fanavaozam-baovao NewsFrames Global Voices

Blaogim-Piarahamonina GV  11 Jolay 2019

Manakaiky ny fanombohan'ny tetikasa NewsFrames isika. Hanasonia ny fifanarahana amin'ny Digital News Initiative an'ny Google isika amin'ity herinandro ity, ary hanambara ny asa voalohany mifandraika amin'ny tetikasa, dia ny talen'ny tetikasa.

Mitambatra hanohitra ny fanilikilihana anti-LGBTQ+ i Myanmar taorian'ny fahafatesan'ilay tanora pelaka, mpiandraikitra tranomboky iray

  10 Jolay 2019

Fifohazana masiaka manoloana ny fihoarana iaretan'ny vondrom-piarahamonina LGBTQ + any Myanmar ny fahafatesan'i Kyaw Zin Win. Saingy naneho fotoana tsy fahita firy mba hitambarana sy hiresahana momba ny fanamafisana ny fanentanana ho fiarovana ny zon'olombelona ho an'ny LGBTQ+ tsirairay ny fanohanan'ny vahoaka sy ny firaisankina tsy nampoizina taorian'ny nahafatesany.

Fanomanana paikady: Fananganana tetezana fa tsy rindrina

Blaogim-Piarahamonina GV  10 Jolay 2019

Mampahatsiahy antsika ireo fivoaran-draharaha ireo fa tsy mbola vita velively ny asa fiarovana ny zo fototry ny vahoaka. Mitaky fahamalinana maharitra, ary indraindray tolona izany - na dia manaiky sy mahatakatra izay manosika ireo olona tsy itovizantsika hevitra aza isika.