Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Mey, 2018
Repoblika Dominikana: Endrika marolokon'ny fetibe (karnavaly)
Manomboka ny volana Febroary ny fankalazana ny karnavaly ao amin'ny Repoblika Dominikana ary miavaka amin'ny endrika maro-loko mandritra ny fetibe manerana ny nosy.
Misioka momba ireo fomban-drazana miavaka ao Japana
Lohan-trondro, sahona mitsambikina sy fosa ara-panambadiana: kaonty Twitter iray mitantara ireo fomba nentim-paharazana, vakoka ao Japana
Mafampàna ny sehatra media sosialy satria milaza amin'ny filoha Erdogan ny Tiorka hoe “ampy izay”
Amin'ny teny Tiorka, "tamam" dia midika hoe "ampy izay". Ary izany indrindra no lazain'ny Tiorka amin'ny filoha.
Namidy tamin'ny orinasan'ny fifandraisana amin'ny daholobe miasa ho an'ny antokon'ny fitondrana ny tranonkalam-baovao mahaleotena farany ao Kambodza
"Voaraoka ny lehiben'ny tonian-dahatsoratray noho izy nitsangana ho amin'ny fahaleovantenan'ny asa fanaovan-gazety ary tsy nety nanaisotra lahatsoratra manasongadina ny mpamoaka lahatsoratra vaovao ato aminay."
“Niriko ho lehibe tao anatin'izany trano izany ny zafikeliko”: Fijoroana vavolombelona avy amin'ny renibe Syriana 61 taona avy ao Zamalka
Niriko mba ho lehibe tao ny zafikeliko, mba ahafahan'izy ireo manisy fiainana vaovao amin'izany trano izany, tahaka ny nataon'ireo taranaka rehetra tamin'ny razambenay.
Tsy manan-kialofana, tsy manan'asa, tsy manam-bola, toherin'ny mponina ny fanakatonana ny nosy Boracay ao Filipina
Amin'ny maha mpiaro ny tontolo iainana ahy, tiako havaozina ihany koa izany.....SAINGY MARARY KOKOA AHO noho ireo olona iharan'ny fanakatonana
Bangladesh: Kolontsaina vondron'orinasa sy fiainana manokan'ny mpiasa
Miasa amin'ny banky ho fivelomany ny Bangladeshita mpiasa iray ary manoratra ao amin'ny sehatra fibilaogina amin'ny teny Bangla Bandh Bhanger Awaaj amin'ny anarana Megh (rahona). Taorian'ny fivoriana fanao isam-bolana tsy misy dikany tao amin'ny banky iasany, naneho ny hatezerany tamin'ny lahatsoratra bilaogy izy vao haingana.
Makedonia: Fampiasana media vaovao amin'ny fampielezan-kevi-pifidianana
Namakafaka ny "sambany" fampiasan'ireo antoko politika lehibe ny aterineto sy ny media vaovao amin'ny fampielezan-kevitra ho amin'ny fifidianana parlemanta alohan'ny fotoana, hotontosaina amin'ny 1 Jiona 2008 ireo mpanoratra ao amin'ny bilaogy media Makedoniana, Komunikacii.net.
Nanafintohina ny espaniola ny sazy kely nomena ny “La Manada”
Sivy taona an-tranomaizina noho ny herisetra ara-nofo, sazy nomena ireo mpikambana ao amin'ny La Manada. Tsy nahafa-po ny didim-pitsarana. Mitohy ny fihetsiketsehana miaro ny vehivavy