Raveloaritiana Mamisoa · Febroary, 2018

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Febroary, 2018

Nahavotra Ilay Frantsay Mpihanika Tendrombohitra Tao Nanga Parbat, Pakistan Ny Hetsika Fanangonam-bola, Saingy Tsy Avotra Kosa ny Namany Iray Niaraka Taminy

  12 Febroary 2018

Nahavita nanangom-bola ampy hamatsiana ny asa fanavotana ho an'ilay Frantsay mpihanika tendrombohitra Elizabeth Revol, izay nihanika ny Nanga Parbat ao Pakistana, tendrombohitra fahasivy avo indrindra manerantany ny fikambanana iraisam-pirenen'ny mpihanika tendrombohitra. Tsy voavonjy kosa ny mpiara-mpihanika tendrombohitra aminy, Tomek Mackiewicz, noho ny toetr'andro ratsy, ary voalaza fa namoy ny ainy.

“Bio-testamenta” ao Italia : Lasa Lalàna

  09 Febroary 2018

Tamin'ny 14 Desambra 2017, nankatoavin'ny parlemanta Italiana ny lalànan'ny testamenta ara-biôlôjika (bio-testamenta), izay hahafahan'ny olom-pirenena manapa-kevitra amin'ny fitsaboana atao sy tsy atao aminy amin'ny fiafaran'ny fiainan'izy ireo