Raveloaritiana Mamisoa · Desambra, 2017

Malagasy citizen, Bachelor of Communication and law masters'degree. I have many years of experience in seo writing, editing and translating. Particularly interested in free expression, education, journalism, social media, human right and international relation. Follow me on my twitter @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.

imailaka Raveloaritiana Mamisoa

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Desambra, 2017

Maraoka: Fifidianana Frantsay

Mbola mifandray tsara amin'ny firenena (Frantsa) i Maraoka, amin'ny maha tany arovan'ny Frantsay azy taloha. Noho izany, tsy tokony mahagaga raha lohahevitra malaza ao amin'ny tontolon'ny bilaogy tamin'ity herinandro ity ny fifidianana filoham-pirenena ao Frantsa ity.

Ny Ho Avin'ny Resadresaka Nomerika Ao Sri Lanka

  11 Desambra 2017

Nanomboka ny iray tamin'ireo adihevitra lehibe momba ny aterineto, ny sivana, ny vaovao faikany sy ny fanentanana momba ny fahadisoam-baovao any Sri Lanka ny Fihaonamben'ny Global Voicesary ary narindran'ny GroundViews, vondron' olon-tsotra mpampita vaovao avy ao amin'ilay firenena sady nosy, ary koa mpiara-miasa ao an-toerana amin'ny Global Voices.

Atrikasa Rindrambaiko Newsframes

  10 Desambra 2017

Amin'ny ankapobeny, fanadihadiana ifarimbonana ireo fampahalalam-baovao ny News Frames. Miasa miaraka amin'ny fomba famolavolana vaovao izahay, toy ny hoe: Nahoana ary amin'ny fomba ahoana no nandraketana ireo tantara sasany? Aiza ho aiza no misy fitanilàn'ny fampahalalam-baovao? Inona no dikan'ny hoe manoratra vaovao marina sy tsy mitanila?