Raveloaritiana Mamisoa · Avrily, 2014

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Avrily, 2014

Wikitongues: Raketo An-tahiry Ny Tenim-pirenenao

Rising Voices  19 Avrily 2014

Ny Wikitongues dia ezaky ny fiarahamonina mba hahafahan'ny olona manerantany mahafantatra sy mahita ireo tenim-pirenena 7000 manerana izao tontolo izao amin'ny alalan'ny lahatsary sy bilaogy andraisan'ireo olom-pirenena anjara.

Mankafy Wikipedia i Odia

Rising Voices  14 Avrily 2014

Teny efa ela 2500 taona ny Odia avy ao amin'ny faritra Odisha (fantatra teo aloha amin'ny anarana Orissa). Vao tsy ela ny teny Odia no nahazo ny satan'ny teny klasika Indiana, ka nankalaza izany vao haingana tao Bhubaneswar ireo Wikipediana Odia .

Fihaonan'ny Global Voices Ao Lagos, Nizeria

  11 Avrily 2014

Miverina indray ny Fihaonan'ny Global Voices amin'ity taona 2014 ity! Ny fihaonana voalohany amin'ity taona vaovao 2014 ity dia hotontosaina any Lagos, Nizeria amin'ny 17 Avrily 2014. Jereo ary ny fomba fisoratana anarana.