Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Marsa, 2013
Brezila: Fampahafantarana ny Antoko Vaovao Tarihin'i Marina Silva
Nampahafantarina tao an-drenivohitra Brasilia tamin'ny 16 febroary 2013, tamin'ny anarana hoe “Tambajotran'ny Faharetana” ny antoko politika vaovao najoron’ ny minisitry ny tontolo iainana teo aloha Marina Silva. Olona teo amin'ny 1700...
#FreeBassel: Herintaona Aty Aoriana, Mbola Any Am-ponja Ity Mpiserasera Syriana Ity

Herintaona omaly no nosamborina sy nampidirina am-ponja ao Damaskosy ilay mpikirakira web sy mpiaro ny teknolojia mivelatra Syriana Bassel Khartabil, mbola any am-ponja izy hatramin'izao. Anisan'ireo mpiaro ny teknolojia misokatra fantatra...
Arzantina, ny Governemanta sy ny Papa Fransoà
Raha niandry ny valim-pifidianana izao ho Papa vaovao izao tontolo izao, efa nanantena ny Arzantina fa olona mpiray tanindrazana aminy no ho voafidy ho Papa. Nanambara ny setroka fotsy nivoaka...
Ejypta : Famaritana ny Fahalalahana Nomerika

Tamin'ny volana febroary lasa teo, namoaka ny fanadihadiana voalohany [amin'ny teny arabo] momba ny fahalalahana nomerika ny fikambanana miaro ny fahalalahan-kevitra sy fahalalaham-pitenenana ao Ejypta; lahatsoratra mamariparitra ireo karazana zon'Olombelona sy...
Global Voices Advocacy : Mampiroborobo Ny Zon'ny Mpiserasera Eo Amin'ny Firenena Mikambana

Tamin'ity herinandro ity, manampahaizana an-jatony momba ny teknolojia sy ny politikan'ny aterineto no nihaona tao Paris nandritra ny Vovonana Iraisam-pirenena momba ny Sehatry ny Fampahalalam-baovao (société de l’information) (SMSI) mba hiadihevitra sy...
Manova Fihetsika Amin'ny Fanambadian'ny Ankizy Ao India
Ao Azia Atsimo sy any ambanivohitra Afrika Atsimon'i Sahara no ahitana ny ankamaroan'ireo fanambadian'ny ankizy manerantany. Ao ambanivohitra India, 47 isan-jaton'ny tovovavy (tatitry ny UNFPA) no manambady alohan'ny faha-18 taonany. Ny Firenena...
Miaramila Amerikana Namoaka Vaovao Tany Amin'ny WikiLeaks

Nohenoina nandritra ny fitsarana ara-miaramila natao azy ilay miaramila Amerikana sady mpampianga, Bradley Manning tamin'ny herinandro lasa teo mba hanazava amin'ny fiteniny manokana, ny antony nahantonga azy namoaka tahirin-kevitra miaramila saropady an'arivony...
Niteny ny Filohan'i Iran hoe “Hiara-HIverina amin'i Kristy i Chavez”
"Tsy isalasalako fa hiverina hiaraka amin'i Jesoa Kristy sy ireo olo-marina hafa i Chavez," Hoy ny hafa-pampiononana nataon'i Ahmadinejad tamin'ny fahafatesan'i Chavez
Lalana Ao Slovakia: “Asiana Lavaka Sy Hitazana ny Fitomboan'izany”
Tamin'ity taona ity, ratsy dia ratsy ny toetry ny lalana ao Slovakia. Raha jerena, mbola ratsy kokoa noho ny tamin'ny taon-dasa. Tamin'ny 28 Febroary, nanoratra [sk] ny gazety SME fa ao...
Dihy Karinavaly Samba Mandritra Ny Mondialy Ao Brezila
Anisan'ny fitantarana manokana amin'ny #CopaPública ity lahatsoratr'i Mateus Coutinho ity, izay navoaka voalohany tamin'ny 8 Febroary 2013, tamin'ny lohateny hoe Carnaval e Copa, será que dá samba? Manoloana ny fandroahana an-katerena sy ny...