Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Oktobra, 2012
Tontolo Arabo: Mitovy i Obama sy Romney Mikasika An'i Syria
Nanana teny masiaka hozaraina ny mpiserasera Arabo rehefa avy niandry hatramin'ny vao maraimbe mba haneho hevitra mikasika ny adihevitra momba ny fifidianana filoham-pirenena Amerikana teo amin'ny filoha Obama sy ilay...
Tontolo Arabo: Fotoana Mahasosotra Ny Salafista
Salafista, fantatra amin'ny volombavany lavabe, sy ny akanjony (thobe), ary manaraka fitsipika sarotiny amin'ny fomba Islamo, no kendren'ny vazivazy tao amin'ny Twitter tamin'ny alalan'ny tenifototra hoe #SalafiAwkwardMoments. Taorian'ny fionganan'i Zine El Abidine...
Koety: Fihetsiketsehana Goavana Indrindra Ao Amin'ny Firenena?
Nampiasaina ny baomba mandatsa-dranomaso sy ny grenady mba hanaparitahana ny fihetsiketsehana manohitra ny fanovana ny lalàm-pifidianana ao Koety. Nalefa tao amin'ny Twitter ny antso ho amin'ny diabe Karamat Watan (Fahamendreham-pirenena),...
Mpikarama An'ady Avy Ao Mali Mikonokonina Korontana ao Côte d'Ivoire?
Araka ny tatitra mampifanditra notontosain'ny Firenena Mikambana, nanakarama Islamista avy ao Avaratr'i Mali ny filoham-pirenena Ivoiriana teo aloha Laurent Gbabo mba hanakorontana ny governemanta ankehitriny tarihin'ny filoha Alassane Ouattara. Nivoka...
Syria: Nogadraina Ilay Mpanao Sariitatra Satria Mitsikera An'i Assad
Nahazo sazy henjana ilay mpanao sariitatra Syriana sahy nampiseho ny toetran'i Bashar Al-Assad. Tamin'ny 25 Aogositra 2011, notaritaritina sy novonoinà telo lahy misaro-tava i Ali Ferzat, mpanao sariitatra malaza 60 taona,...
Misaona Ny Fiambohoan'ny Ray Mpanjaka Norodom Sihanouk i Kambodza
Misaona ny fiambohoan'ny mpanjaka Norodom Sihanouk izay nodimandry tamin'ny 17 Oktobra 2012 ny Kambojiana. Fantatra ho toy ny lehilahy be herim-po ao amin'ny fanjakan'i Kambodza i Sihanouk noho ny asa vitany toy...
Taorian'ny Horohorontany, Nanangana Gazetim-Paritra Ny Olo-tsotra Ao Japana
Zara fa misy mahalala ny voka-dratsin'ny ‘Horohorontany lehibe tao Atsinanan'i Japan’ (fantatry ny iraisampirenena ho horohorontanin'i Japana 2011) tao Otsuchi, tanàna kely ao amin'ny prefektioran'i Iwate. Tsy dia fantatra izany noho ny...
Bangladesh: Mampanahy Amin'ny Fahampiana Ara-tSakafo Ny Fihenan'ny Fiankinan-doha Amin'ny Fambolena
Firenena mivelona amin'ny fambolena i Bangladesh. Marobe ireo mponina no miankina amin'ny fambolena ny fivelomany. Ankehitriny, 19.1%-n'ny PIB (Vokatra Ankapobe Anatiny) dia avy amin'ity sehatra ity . Navoakan'ny fanadihadiana farany...
Hahomby Ao Singapore ve ny Fihaonambem-Pirenena?
Ao anatin'ny ezaka hampiditra ny Singaporeana amin'ny “fandaminana ny hoavin'ny firenena”, dia manatontosa fihaonambem-pirenena izay haharitra eo ho eo amin'ny herintaona eo hanangonana ny hevitry ny vahoaka ny governemanta. Hotarihin'ny Komitin'ny “Our Singapore”...
Libya: Tena Namoy ny Ainy Marina ve i Khamis Gaddafi ?
Namoy ny ainy ve i Khamis Gaddafi? Tena namoy ny ainy tokoa hono. Mbola mitohy ny fametraham-panontaniana tao anatin'izay herintaona katroka nirodànan'ny fitondran'ny rainy mpanao didy jadona Muammar Al Gaddafi izay. Mpanao gazety...