Malagasy citizen, Bachelor of Communication and law masters'degree. I have many years of experience in seo writing, editing and translating. Particularly interested in free expression, education, journalism, social media, human right and international relation. Follow me on my twitter @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.
Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Jona, 2012
Kambodza: Tsy Nisy Fahagagana Nandritra ny Fididianana Ben'ny Tanàna
Fifidianana fahatelo amin’ny fe-potoa-piasan’ny Filankevi-monisipaly ao Kambodza ny fifidianana ben'ny tanàna notontosaina tamin’ny Alahady 3 Jiona lasa teo, izay manana fe-potoa-piasana 5 taona. Napetraka ny fampiharana ny firafitry ny Filankevi-monisipaly mba hampiroboroboana ny fitsinjaram-pahefana eo amin’ny resaka fitantanana sy mba handraisana fanapaha-kevitra manakaiky ny vahoaka. Tamin’ny taona 2002 sy 2007...
Arabia Saodita: “Avohay Ny Voatazona Na Ho Ento Eny Amin'ny Fitsarana!”
Nanatontosa fihetsiketsehana tao anatin'ny tsenambarotra lehibe roa ao andrenivohitra Rayadh tamin'ny alina lasa teo (6 Jiona 2012) ny fianakavin'ireo gadra politika Saodiana mba hitaky amin'ny governemanta hamoaka ireo havany na hitondra azy ireo eny amin'ny fitsarana . Tao amin'ny tsenambarotra lehibe Sahara sy Hayat no natao ny fihetsiketsehana, iray amin'ireo faritra...
Aung San Suu Kyi Nitsidika An'i Thailandy
Mbola filohan'i Etazonia i Ronald Reagan tamin’ ny fotoana nandaozan'i Aung San Suu Kyi, loka Nobel an'i Myanmar. 24 taona lasa izay. Tamin'ity herinandro ity, nanao fitsidihana tao Thailandy izy ka nikabary tao amin'ny “Forum Ekonomika Manerantany ” tao Bangkok. Ity fitsidihana manan-tantara nataon'i Suu Kyi ity no tena mibahana amin'ny fampahalalam-baovao....
Bolgaria: Niteraka Fanontaniana Ny Fanomezana Natolotry Ny Filoha Ho An'ny Papa
Nitsidika an'i Vatican ny filohampirenena Boligara Rosen Plevneliev tamin'ny 24 Mey, Andron'ny Fampianarana sy ny Kolontsaina ao Bolgaria sy Andron'ny Literatiora Slavy. Nandritra ny fihaonany tamin'i Papa Benoà XVI, nanolotra atody paka goavambe ho an'ny Papa ny filoha Plevneliev, asantanan'ilay mpanao sary sokitra Boligara Georgi Andreev. Vita amin'ny vy “inox” sy ankosotra volamena ilay...