Malagasy citizen, Bachelor of Communication and law masters'degree. I have many years of experience in seo writing, editing and translating. Particularly interested in free expression, education, journalism, social media, human right and international relation. Follow me on my twitter @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.
Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Desambra, 2011
Libya: #OccupyTripoli Manohitra ny Fitondrana Fitaovam-piadianans
Nanao fihetsiketsehana tao an-drenivohitra Tripoli ny Libyana androany, ho fanoherana ny fampiasana fitaovam-piadiana, tao amin'ilay kianja malaza antsoina hoe kianjan'ny Martiora, kianja Maitso teo aloha, no nanaovana ny hetsika. Mpisera Twitter maro no tonga tao mba hampita mivantana ny hetsika nomena anarana hoe #BodoyTripoli. Soram-baventy nandritra ny hetsika...
Venezoela: Misy Misompatra Ny Kaonty Twitter-n'ny Mpanohitra
Tao anatin'ny volana maromaro izay, namoaka vaovao mikasika ny fisomparana faobe ny kaonty Twitter an'ireo mpiserasera izay mitsikera mivantana ny Filoha Hugo Chàvez ny valan-tserasera sy ny fampahalalam-baovao mahazatra ao Venezoela . Nahatsikaritra ireo mpiserasera olo-tsotra fa ny mpisera Twitter, fantatra amin'ny tsikera ataony amin'ny governemanta, dia nandefa hafatra haingana...
Zambia: Miezaka mafy Hiady Amin'ny Kolikoly ny Mpiserasera
Efa nisy fotoana nanakoako tao Zambia ny hiaka mitaky fanovana; ankehitriny ny antokon'i Michael Sata, Tia Tanindrazana (TT) no nandrava ny fahefana nanjaka ampolony taona, ny antoko Hetsika ho an'ny Demokrasian'ny Antoko-Maro (HDAM), hita fa mizotra mankany amin'ny lalam-baovao i Zambia. Ny hita ho tena mahaliana indrindra dia ny tanjona tokana kinendrin'ny governemanta...
Brezila: Sarin'ny Filoha Dilma Rousseff Tamin'izy 22Taona
Mpanao gazety breziliana Marco Antônio Araújo nitsikera ny adihevitra politika maivana, nitohy tamin'ny famoahana ny sarin'ny Filoha Dilma Rousseff tamin'ny fahatanorany izany ny ampitson'iny. Mampiseho ny sarin'i Dilma Rousseff nandritra ny fitondrana jadona izany sary izany, 22 taona izy tamin'izay, nandritra ny fanadihadiana nataon'ny miaramila izay mikasa hanafina ny endriny. “Mahamenatra?”, hoy...
Global Voices Podcast: Teknolojia hanomezan-kery bebe kokoa ny vehivavy!
Ato isika no handre ny fomba fampiasan'ny vehivavy any Ejipta ny teknolojia hiadiana amin'ny fanorisorenana, sy izay ataon'ny tonia sy mpanoratra ao amin'ny Global Voices ao amin'ny Fetiben'ny Mozilla ao Londres. Homarihantsika ihany koa ny Andro manerantany iadiana amin'ny Sida amin'ny fanomezana fitenenana ireo mpikatroka momba ny resaka VIH/SIDA any Kenya sy Ejipta momba ny asa manokana ataon'izy ireo.
Ejipta: Androm-pifidianana
Handeha hifidy izay ho solombavambahoakany ny Ejypsiana ny 28 sy 29 Novambra 2011 [Naotin'ny mpandika: mbola tsy nandeha tamin'ny nanoratana ny lahatsoratra fototra] , na dia eo aza ny fiantsoana tsy hifidy, dia hita fa nanapa-kevitra handray anjara avokoa ny ankamaroan'ny olona. Tsy ny Ejypta rehetra no handeha hifidy amin'io daty io;...
Shina sy Makedonia: Tezitra Ny Mpiserasera Sinoa Noho Ny Fanomezana Fiara Mpitatitra Mpianatra
Niteraka fahatezerana teo amin'ny mpiserasera Sinoa ny vaovao momba ilay fanomezan'ny governemananta Sinoa Fiara mpitatitra mpianatra miisa 23 ho an'ny Repoblikan'i Makedonia tamin'ny 25 Novambra 2011 lasa teo, satria mbola ao anatin'ny fisaonana ny sinoa noho ny fahatesana ankizy miisa 19 tamin’ ilay lozam-pifamoivozana nitranga tao amin'ny faritany Gansu ny 16...