Nahoana no tsy maintsy miezaka amin'ny fampidirana ny teny Afrikanina ireo goavamben'ny teknolojiaVao mainka hampitombo ny hantsana ara-teknolojia eo amin'i Afrika sy ny tontolo hafa ny fanilihana ny fiteny Afrikana amin'ny fitaovana nomerikaMpanoratra Abdulrosheed Fadipe Nandika Raveloaritiana Mamisoa25 Novambra 2024
Voatsikera i Johnnie To, mpamokatra sarimihetsika Hong Kong taorian'ny nilazany fa ‘tsy manam-panahy’ ny tanàna nandritra ny tafatafa tamin'ny BBCNalaky nanameloka an'i To ny gazety mpanohana an'i BeijingMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Raveloaritiana Mamisoa16 Novambra 2024
Voalohany ny saina ary ankehitriny ny hiram-pirenena: Ny fomba nanovàn'ny mpitarikan'i Kyrgyzstan ny mariky ny firenenaMiaraka amin'ny fanazavana mankarary loha sy tsy misy hevitra avy amin'ny vahoakaMpanoratra Nurbek Bekmurzaev Nandika Raveloaritiana Mamisoa14 Novambra 2024
Naneho hevitra momba ny valim-pifidianana Amerikana ny KaraibaDiplomasia, fankalazana ary hatezerana taorian'ny fandresen'i Donald Trump tamin'ny fifidianana AmerikanaMpanoratra Janine Mendes-Franco Nandika Raveloaritiana Mamisoa13 Novambra 2024
Mpanao gazety Ogandey, Nila Yasmin: Ny vehivavy Afrikana no mitana ny fahefana hampivoatra ny varotra Afrikana anatinyMpandraharaha vehivavy Afrikana: 'Matanjaka, maharitra, manavao ary be aingam-panahy izy ireo'Mpanoratra Zita Zage Nandika Raveloaritiana Mamisoa09 Novambra 2024
Ny lazain'ny Kremlin amin'ny Rosiana momba ny TandrefanaMilaza ny Rosiana politisiana fa tsy Okraina ihany no iadian'i Rosia fa ny Tandrefana manontoloMpanoratra Russia Post Nandika Raveloaritiana Mamisoa09 Novambra 2024
Fampiasam-bola Eoropeana ao Maraoka: angovo azo havaozina atakalo zon'olombelona?Ilaina ny tetikasa toy ny Orinasa Solar Noor ao Maraoka, saingy mila jerena ny fiantraikany ara-tsosialy amin'ny vondrom-piarahamonina eo an-toerana.Mpanoratra El Mehdi Boufaddi Nandika Raveloaritiana Mamisoa01 Novambra 2024