Liva Andriamanantena · Janoary, 2019

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Janoary, 2019

Thailandy: Nakatona ny vohikalan'ny trano famoaham-baovao

GV Mpisolovava  22 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nakaton'ny Net Service Ltd mpampiantrano azy ny tranonkalan'ny Fah Diew Kan (Same Sky), gazetiboky ara-tsosialy sy ara-politika mivoaka isan-telo volana, noho ny fanivaivana ny mpanjaka. Nitranga taorian'ny fanerena avy amin'ny Minisiteran'ny Teknolojiam-baovao sy ny Fifandraisana (TIC) izany. Nilaza tamin'ny tranonkalan-gazety...

Ejipta: Voasakana ny tranonkalan'ny mpanohitra sangany

GV Mpisolovava  21 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana May 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ny tatitry ny Tambajotra Arabo misahana ny Vaovaon'ny Zon'olombelona dia nakaton'ny mpanome tolotra Aterineto, TE Data , mpanome tolotra lehibe indrindra any Ejipta izay an'ny governemanta nanomboka ny 4 Mey 2008 ny tranokalan'ny Hetsika Ejiptiana ho an'ny Fanovana –...

Emirà Arabo Mitambatra: voaheloka higadra ilay mpandrindra ny sehatra fifanakalozan-kevitra an-tserasera  

GV Mpisolovava  21 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Tamin'ny 8 Aogositra 2007 i Mohamed Rashed al-Shohhi, mpandrindra ny sehatra fifanakalozan-kevitra an-tserasera ao amin'ny Ras Al-Khaimah ao Emirà Arabo Mitambatra no voasazy herintaona an-tranomaizina sy handoa lamandy efa ho 13.600 dolara amerikana (Dh50,000) noho ny votoaty noheverina ho nanala-baraka izay...

Noafahana ilay mpikatroka Ejipsiana

GV Mpisolovava  20 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Noafahana ireo mpikatroka Ejipsiana roa, Esraa Abdel Fattah Ahmed, izay nanangana ny vondrona Facebook “6 April “ sy ilay bilaogera Mohamed Sharkawy. Samy nosamborina avokoa i Esraa sy i Sharkawy ny 5 aprily 2008 raha nizara taratasy filazana momba...

Fisamborana an'ilay bilaogera niova fo ho Kristiana tao Arabia Saodita

GV Mpisolovava  20 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ny voalazan'ny Tambajotra Arabo Misahana ny Vaovaon'ny Zon'olombelona (ANHR), nosamborin'ny manampahefana Saodiana i Hamoud Bin Saleh ilay bilaogera 28 taona ary nosakanany ny bilaoginy Masihi Saudi (Kristiana Saodiana). Nilaza ny ANHR avy eo fa nosamborina ilay bilaogera Hamoud Bin...

Tsy afaka nidirana ny Livejournal tany Kazakhstan

GV Mpisolovava  20 Janoary 2019

Tsy afa-niditra tamin'ny sehatra famahanana bilaogy malaza sady tambajotra sosialy Livejournal.com ireo mpisera aterineto Kazakh . Bilaogera Kazakh vitsivitsy avy ao amin'ny Livejournal ihany no afaka miditra amin'ny alalan'ireo mpanome tolotra aterineto madinika na amin'ny alalan'ny fampiasana ny proxy. Azo nidirana anefa ny Livejournal.ru .

Bilaogera nogadraina tao Nizeria

GV Mpisolovava  18 Janoary 2019

Ilay bilaogera Nizeriana monina any Etazonia, Jonathan Elendu, izay mibilaogy ao amin'ny Elendu Reports dia notanan'ny Sampan-draharahan'ny Fiarovam-panjakana (SSS) tsy misy fiampangana, nanomboka ny Asabotsy 18 Oktobra 2008. Nosamborina rehefa tonga tao amin'ny seranam-piaramanidina Nnamdi Azikiwe, Abuja, avy any Etazonia i Elendu . Nohadihadiana izy noho ny "asa fikomiana" .

Navotsotra ilay bilaogera Maraokana Hassan Barhon 

GV Mpisolovava  18 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Navotsotra tamin'ny 1 Aogositra 2009 ilay bilaogera Maraokana Hassan Barhon. Nahazo famotsoran-keloka feno avy amin'ny mpanjaka izy rehefa nandany dimy volana tany am-ponja. Nosamborina i Hassan Barhon ny 25 Febroary 2009 noho ny famoahana raharahan-kolikoly mahatafiditra ny mpampanoa lalànan'ny mpanjakan'i...

Ny aterineto sy ny tolona ho an'ny fahalalaham-pitenenana iharan'ny famoretan'ny fitondrana

GV Mpisolovava  17 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Desambra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanatrika ny seminera ara-pikarohana momba ny Media Nomerika ao anaty fitondram-panjakana mpamoritra i Sami Ben Gharbia tany Copenhagen ny 10-11 Novambra 2008, izay mitondra ny lohateny hoe Tontolom-bahoaka, fandraisana andraikitra sivily ary fanentanana ara-politika (Pdf) izay nokarakarain'ny Ivontoerana Danoà misahana...