Liva Andriamanantena · Aogositra, 2017

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Aogositra, 2017

Venezoela: Antonio Lauro Sy Ny Feon-gitarany Klasika

  22 Aogositra 2017

Matetika ireo feonkira ireo no lalaovin'ny mpitendry gitara malaza ao amin'ny firenena sy iraisampirenena. Ary amin'ny maha ao anatin'ny tarika Trio Cantores del Trópico azy dia niezaka ihany koa i Lauro nandray anjara tamin'ny famadihana ireo vakoka mozika eoropeana ho melodia tena mitovy amin'ireo mozika mampiavaka ny Venezoeliana.

Misaona An'Ilay Poety Palestiniana Mahmoud Darwish Ireo Bilaogera Jordaniana

Nisaona ilay poeta andrarezina Palestiniana , Mahmoud Darwish ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana izay maty noho ny fahasarotana nisy teo amin'ny fandidiana fo teo amin'ny faha 67 taonany tamin'ity herinandro ity. Heverina ho ambasadaoro sy tompondaka tamin'ny fiarovana ny Palestiniana izy; maneho mazava ny fihetseham-po eny an-dalambe ao anatin'ny fampisehoana poetika.