Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Liva Andriamanantena · Febroary, 2017

imailaka Liva Andriamanantena

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Febroary, 2017

Ady Amin'ny Vaovao Tsy Marina, Olana Tsy Azo Atao Ambanin-javatra amin'ny Fifidianana ho Filoham-pirenena

Tsy asa mora ny manavaka ny vaovao marina sy ny tsy azo antoka

Roahana Amin'izay ny Lalànan'ny Fanalam-baraka Tamin'ny Vanim-potoanan'ny Fitondrana Jadona Miaramila, Hoy Ireo Mpikatroka Ao Myanmar 

"Tsy mety raha miatrika fitsarana ny olom-pirenena iray mitsikera olona iray mahery kokoa noho izy."

Henoy Ny Feo Milamin'ny Jetigen, Iray Amin'Ireo Zavamaneno Mitady ho Adino ao Azia Afovoany

Nalaza manerana ny tontolo Tiorkika ilay zavamaneno teo aloha fa ny Repoblika Rosiana ao Khakassia sisa no mitana azy ankehitriny .

Mety Hiatrika 25 Taona An-tranomaizina Ilay Bilaogera Alzeriana Merzoug Touati Noho Ny Antsafa Nataony Tamin'ny Manampahefana Israeliana Tao Amin'ny YouTube

Niampanga an'i Merzoug Touati, bilaogera, tamin'ny "fanomezam-baovao fitsikilovana ho an'ny firenen-kafa", tao amin'ny lahatsarin'ny antsafa nalefa ho an'ny daholobe izay nifanaovany tamin'ny mpitondratenin'ny Minisiteran'ny Raharahambahiny Isiraeliana ny manampahefana Alzeriana.

Podcast Avy Any Chile Mba Hanakaran'ny Rehetra ny Kintana

"Ny hahita ny fahazazana ao amintsika sy ny fahatalanjonana amin'ny zava-mahagaga eny amin'ny HABAKABAKA no faniriako lehibe indrindra ho an'ny rehetra "

Diaben'ny Vehivavy Manerana An'i India Mba Ho Afa-Mivoaka ny Trano Am-pilaminana

Nivory tamin'ny Asabotsy teo ny vehivavy an'arivony manerana an'i India, nitondra sora-baventy mivaky hoe: "Hivoaka aho," izay ao anatin'ny fanentanana mba hitakiana ny zony ho afa-mivoaka ankalamanjana tsy misy tahotra ny ho voasetrasetra.