Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Avrily, 2020
Noteren'ny fitsarana hamoaka ny toe-bolan'ny orina mpanasoa Amerikana ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny Hongroà
Nivoaka tao amin'ny dosie ny nitsabahan'i Richard Grenell, talen'ny Sampam-pitsikilovana Amerikana am-perinasa, ao amin'ny orina mpanasoa Hongroa, tranga izay tsy nambara tamin'ny fomba ara-dalàna tany amin'ny Departemantan'ny Fitsarana.