Liva Andriamanantena · Jolay, 2019

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Jolay, 2019

Hetsi-panoherana tany Maraoka 2011

  23 Jolay 2019

  Fizahan-takelaka Lahatsoratra farany momba an'i Maraoka ato amin'ny Global Voices Lahatsoratra nasongadina tato amin'ny Global Voices – Ireo Hetsi-panoherana tany Maraoka 2011 Loharanom-baovao: Twitter – anisan'izany ny faham-baovao mivantana Facebook Sarintany Tranonkala Saripika Nanomana hetsika ho azy ireo manokana ireo Maraokana hatramin'ny nialan'ny filoha Ejyptiana. Tamin'ny 20 Febroary 2011,...

Fitantarana manokana 2010: Fihazam-baovao toekarena manerantany

  22 Jolay 2019

Nanomboka ny 19-25 Aprily 2010, nandray anjara tamin'ny “fihazam-baovao” tao amin'ny tranonkala NewsTrust ny ekipan'ny bilaogera ato amin'ny Global Voices izay nanaovan'ny mpikambana “jery todika” ny lahatsoratra avy amin'ny gazety sy bilaogy mba hanampiana amin'ny fampiroboroboana ny filazam-baovao nomerika sy ny asa fanaovan-gazety tsara. Nahitana ny Link TV sy ny...

Fitantarana manokana 2010: Resadresaka ho amin'ny tontolo tsara kokoa

  22 Jolay 2019

Naka ireo bilaogera ato amin'ny Global Voices hanampy azy ireo hanasongadina ny resaka an-tserasera momba ny vahoaka sy ny fampandrosoana manerana izao tontolo izao ny bilaogy vaovao iray notohanan'ny United Nations Population Fund (UNFPA) antsoina hoe Conversations for a Better World na Resadresaka ho amin'ny Tontolo Tsara Kokoa raha adika amin'ny teny malagasy....

Japana sy ny Google Street View 2008

  20 Jolay 2019

Google Street View arrived in Japan in August, one year after its debut in the United States. The photo mapping service immediately drew criticism. Despite the Google's generally positive image in this country, Japanese online bulletin board threads and blogs were filled with comments about how Street View was rolled out. Tonga tany Japana tamin'ny volana Aogositra 2008 ny Google Street View, herintaona taorian'ny nanombohany voalohany tany Etazonia. Niteraka tsikera avy hatrany ny sariohatry ny sarintany . Na dia teo aza ny fomba fijery miabo momba ny Google tao amin'ity firenena ity dia feno fanehoan-kevitra momba ny fomba fandefasana ny Street View ny andiana sehatra fifanakalozan-dresaka an-tserasera sy ireo bilaogy Japoney.

Krizin-tsisintany tany Amerika Atsimo 2008

  20 Jolay 2019

Ny 1 Martsa 2008, nanafika ny tobin'ny Tafika Mitam-piadiana Revolisionera Kolombiana (FARC) any amin'ny tanin'i Ekoadaoro ny Tafika Mitam-piadiana Kolombiana ary namono ilay mpitarika manamboninahitra ambony, Raúl Reyes  . Vokatr'izany, nanontany ampahibemaso ny anton'nyy fidirana an-tsokosoko tany Ekoadaoro ireo firenena mpifanolo-bodirindrina toa an'i Venezoela sy Ekoadaoro, izay nitarika ho amin'ny fandravana ny fifandraisana ara-diplomatika.

Horohorontany tany Sichuan 2008

  20 Jolay 2019

Ny 12 May, nisy horohorontany nirefy 7.8 tamin'ny maridrefy Richter namely ny faritra atsimo-andrefan'i Shina tany amin'ny faritanin'i Sichuan , ary tao amin'ny faritr'i Wenchuan no nisy ny foibeny, niaraka tamin'ny hovitrovitra re hatrany Beijing sy Hong Kong. An'arivony no maty. Nizara lahatsary, sary ary fanehoan-kevitra ny olom-pirenena taorian'ny zava-nitranga.

Famonjena ireo takalonaina tany Kolombia 2008

  19 Jolay 2019

Ny 2 Jolay 2008, nanatanteraka hetsika fanavotana ny mpitandro filaminana Kolombiana izay nanafahana tamim-pahombiazana ireo takalonaina miisa 15 nalain'ny Tafika Mitam-piadiana Revolisionera tao Kolombia (FARC). Anisan'ireo navotsotra ny kandidà filoham-pirenena teo aloha Íngrid Betancourt , ny mpikambana miisa 11 avy amin'ny mpitandro filaminana Kolombiana ary ny olom-pirenena Amerikanina miisa 3.

Lalao Olaimpika tany Beijing 2008

  19 Jolay 2019

Noho ny fanohanan'ny Reuters, nitatitra ny fanehoan-kevitry ny fampitam-baovaon'olon-tsotra tamin'ny lalao olaimpika avy amin'ny olom-pirenena tao Shina sy manerana izao tontolo izao tao amin'ny pejy fitantaranay manokana sy tao amin'ny faham-baovao Twitter momba ny lalao Olaimpika ny Global Voices.

Lolo, angatra, angano, lovantsofina

  18 Jolay 2019

Throughout most of the western world, Halloween is celebrated on October 31st and All Saints Day is commemorated on November 2nd. These couple of days are ones where the living think back on the dead, and when ghosts, ghouls, myths and legends are remembered in stories and tales. Ankalazaina ny 31 Oktobra ny Halloween any amin'ny ankamaroan'ny tontolo tandrefana ary ankalazaina ny 2 Novambra ny Fetin'ny Maty. Ireo andro roa ireo no hiheveran'ny velona fa ahatsiarovany ny maty, ary ahatsiarovana ireo lolo, angatra, angano ary lovantsofina ao anatin'ny tantara sy ny angano.

Ao amin'ny tambajotra sosialy ny Global Voices

Blaogim-Piarahamonina GV  18 Jolay 2019

Manana ekipa fototra ao amin'ny tambajotra sosialy izay tarihin'ny mpilatsaka an-tsitrapo ny Global Voices amin'ny teny Anglisy ary tantanan'i Asteris, Nevin, Mohamed Adel, Elizabeth sy Sahar ho an'ny kaonty ofisialy manaraka  izay mamoaka votoaty amin'ny teny Anglisy: GV Facebook @globalvoices GV Tumblr GV Google + GV Instagram GV Snapchat Afaka manana...