Liva Andriamanantena · Novambra, 2018

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Novambra, 2018

Pakistana: Ny fanakanana bilaogy

  22 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Azoko antoka fa efa mahafantatra tsara ny hetsika nataon'ny mpanome tolotra aterineto tao Pakistana tamin'ny fanakanana ny tranokalan'ny blogspot.com ireo mpamaky ny Global Voices. Tsy afaka hamarinina raha ny lojikan'ny hevitra ao ambadik'ity fandraràna ity. Nolazaina fa noho ny...

Nakatona ilay bilaogy Shinoa andro vitsy monja taorian'ny nanendrena azy hifaninana ho an'ny fanehoan-kevitra malalaka

  20 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanameloka ny fanivanana ny bilaogin'ny mpanoratra mpomba ny demaokrasia Wang Yi ny Reporters Without Borders, izay nakatona andro vitsy taorian'ny nanendrena azy ho ao anatin'ny sokajy “fahalalàhana miteny” tamin'ny fifaninanana bilaogy nokarakarain'ny onjam-peo Alemana Deutsche Welle. Nanakatona ny bilaogy...

Torolalana ho an'ny bilaogera sy ny mpanohitra an-tserasera

  20 Novambra 2018

Namoaka ny "Torolalana ho an'ny bilaogera sy ny mpanohitra an-tserasera" ny Reporters Sans Frontières ny 22 Septambra 2005. Azo alaina ao amin'ny tranonkalan'ny RWB amin'ny fiteny miisa dimy (Anglisy, Frantsay, Persiana, Shinoa ary Arabo) izany ary ahitana lahatsoratra momba ny "famahanana bilaogy tsy fantatra anarana" nosoratan'i Ethan Zuckerman...

Vaovao momba ny Fahalalaham-pitenenana 

  20 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ny fivoarana farany momba ny fandrahonana ny Fahalalaham-pitenenana nandritra ny herinandro . Miaraka amin'ny Reporters sans frontières Shina: Mpanohitra an-tserasera roa no naraha-maso nandritra ny fitsidihan'ny mpiaro ny zon'olombelona ao amin'ny Firenena Mikambana Nanara-maso an'i Liu Di, tanora mpisera aterineto...

Global Voices tao amin'ny Tambajotra Omidyar

  17 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Napetraka ny fangatahana ho an'ny vondrona ao amin'ny tambajotra Omidyar. Nasaina hitsidika izany ny mpikambana raha mbola tsy tao anatin'izany. Vondrom-piarahamonina tena mahaliana mifototra amin'ny rafitra wiki/bilaogy manana rafitra malaza tena mahaliana izy io. Fifangaroana mpikambana mahaliana tsy toy...