Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Mey, 2016
Gidragidra Tamin'ny Marathon'i Skopje Ilazàn'ny Mpikatroka Manohitra Ny Tsimatimanota Fa Santionan'ny Herisetran'ny Governemanta Ireny
"Tsy dia nisy fiantraikany lehibe, saingy miharihary fa mihevitra ny fampiasan-kery ho fitaovam-piadiana azo ampiasaina ny fitondrana"
Nipoitra Avy Amin'ny Tantaram-Pahoriana Tao Tajikistan Ny Fanantenana
Nahilikilika teo amin'ny fiarahamonina ary latsaka tanaty fahantrana i Dilbar Gurgova rehefa voatazona sy voarohirohy tamin'ny ekstremisma ny vadiny. Nanampy azy haingana ny mpiray tanindrazana ao Rosia.
Niezaka Hanolo Ny Facebook Ny Tranonkalan'Ny Media Sosialy Ao Uzbekistan
Maro ny ezaka nataon'ny manampahefana ao amin'ny governemanta Uzbekistan handrendrehana ny fara mandimbin'ny media sosialy hiverina ao amin'ny lala-masaka virtoaliny.
Mampiseho Ny Fivoaran'ny Vehivavy Mpiadin'ny Firenena Araka Ny Vanim-Potoana Ny Minisiteran'ny Fiarovam-Pirenena Ao Kazakhstan
Niainga tamin'ny mpifindrafindra monina nitondra sabatra ka tonga ho amin'ny kômandô mirongo basy mamahan-tena, nanao ny anjara asany tamin'ny fiarovana ny sisintanin'ny firenena ny vehivavy .
Nahoana no Manalokaloka ny Adihevitry ny Kandidà ho Filoha ao Filipina ny Avelon'ny Nazi?
After being accused of corruption in a televised debate, the Philippine vice president conjured the ghost of Nazi propaganda minister Goebbels. Rehefa avy noampangaina ho nanao kolikoly tao amin'ny adihevitra tao amin'ny fahitalavitra, ilay filoha lefitra Filipina dia niseho ho alokin'ny fampielezan-kevitra Nazi an'i Goebbels.
Nanafoana Ny Fandefasana Ilay Sarimihetsika Momba Ilay Mpiaro Ny Tontolo Iainana Nisy Namono
Manome ohatra hafa amin'ny kolontsaina misongadin'ny tsimatimanota ao Kambodza sy ny halavan'ny tanan'ny governemanta hiarovana azy io izany fandraràna izany .