Tamin'ny taon-dasa, nanao fikarohana tany Brezila, El Salvador, India, Tiorkia, ary Sodàna ny Civic Media Observatory tamin'ny alàlan'ny tetikasa Data Narratives
Tsy misy ny demokrasia raha tsy misy ny media mahaleo tena, ary manentana ny governemanta rehetra izahay mba hanaja ny fikambanana media sy ny fahalalahana maneho hevitra amin'ny aterineto.
Global Voices dia zakain'ny ezak'ireo mpandray anjara manolo-tena, orina mpanasoa, mpanome sy ireo serivisy mifandraika amin'ny iraka. Raha hijery torohay bebe kokoa miangavy mba vakio ny