Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Jolay, 2024
Stats4Community: Ireo lahatsoratra malazan'ny mey 2024

Ao anaty ezaka mba hisian'ny mangarahara kokoa momba ny mpamaky anay isam-bolana no anaovanay ny andiany Stats4Community, izay izaranay isam-bolana ny torohay vaovao momba ireo tantara malaza indrindra aty aminay.