Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Desambra, 2012
Ejipta: Graffiti Mameno ny Tambohon'ny Lapam-Panjakana iasan'ny Filoha
Tahaka ny tsara kosoka indray ny fisainana revolisionera ao Ejipta, noho ny fandrobaham-pahefana nataon'ny filoha Mohammed Morsy – ilay fanapaha-keviny vao haingana manitatra ny fahefany. Niteraka hetsi-panoherana nanerana ny firenena ny fanapaha-kevitra, ary...
Manampahefana Shinoa Tratra An-Tsary Nanao Firaisana Ara-Nofo Sy Ny Ady Amin'ny Kolikoly
Ny ady amin'ny kolikoly no lasa fandaharan'asa fototra ho an'ny Antoko Komonista Shinoa hatramin'ny nanatanterahana ny Kongresy Nasionaly faha-18. Nampitandrina [zh] ny mpikambana kongresin'ny antoko komonista [CCP] shinoa rehetra nandritra ny...
Mankatò Ny Fampiasa Facebook Kostarikana Ny Loka Access Innovation 2012
Nanambara ireo nandresy tamin'ny fifaninanana ahazoana ny lokam-panavaozana ny teknolojia hotontosaina isan-taona voalohany, tamin'ny 10 Desambra 2012 lasa teo, ny fikambanana tsy mitady tombom-barotra Access.org. Ny fifaninanana dia natao hamoriana fandraisana...
Hetsika “Fampanajana Ny Lalampanorenana” Any Ethiopia
Nifamory niaraka tamin'ny mpiserasera Ethiopiana ny vondrondra bilaogera tanora Ethiopiana sy ireo mpikatroka mipetraka any Addis Ababa mba hanajàn'ny governemanta ny Lalampanorenana Ethiopiana.
Misy Manafika Ny Iraka Diplaomatikan'i Iran
Notafihan'ny Iraniana sy ny Afghana noho ny antony samihafa, tao anatin'ny herinandro vitsivitsy izay, ny iraka diplaomatikan'i Iran manerantany.
Graffiti ao Téhéran
Tsy mba malaza amin'ny fahalalahana maneho hevitra i Iran na amin'ny fihetsiketseham-bahoaka eny an-kalamanjàna. Saingy manjaka ao kosa ny zavakanto an-tanàn-dehibe; raha mandravaka ireo rindrin'ny tanàn-dehibe sasany ny sary natao...
Vehivavy Raràna Tsy Hikirakira Finday An-Tanàna Ambanivohitra Indiana
Misy komitin'ny tanànakely Indiana iray any amin'ny fanjakana Bihar no nandrara ny fikirakiran'ny vehivavy ny finday any amin'ny tanàna ambanivohitr'i Sunderbari, tokotokony ho 385 kilometatra (239 maily) atsinanan'i Patna, renivohitr'i...
Fifidianana 2012 Ghana, Avy Eny Amin'ny Vatam-Pifidianana
Namonjy ny biraom-pifidianana ny Ghaneana ny andron'ny 7 Desambra 2012, hifidy filoha sy parlemanta vaovao. Ireo tena mpifaninana lehibe hofidiana ho filoha moa dia ny filoha ankehitriny John Dramani Mahama...
Mipetraka Ho Tantaran'ny Football Boliviana Ilay ‘Dakan'ny Maingoka’ Nataon'ilay Lohalaharana
Nahavita 'dakan'ny Maingoka' hatreny ivelan'ny faritra tsy azo ivalozana i Gastón Mealla, lohalaharan'ny Nacional Potosí 24 taona, ka tafiditra ny baolina. Na dia tsy tafiditra tao anatin'ny baolina tafiditra 3 tsara indrindran'ny taona aza ny baolina mahatalanjona tafiditr'i Gastón Mealla dia hitoetra ho iray amin'ny baolina tsara sy mampitolagaga eo amin'ny tantaran'ny football Boliviana ilay dakan'ny maingoka.
Nahoana no Mandao an'i Shina Ny Mpandraharaha Mpanankarena Shinoa?
Mandao an'i Shina ny mpandraharaha Shinoa. Araka ny fitsapan-kevitra, notarihan'ny China Merchants Bank and Bain & Co., 27% isan-jaton'ny mpandraharaha manamboloa mihoatra ny 100 arivoarivo [tapitrisa] RMB no efa nifindra monina ary ny 47% heverina fa nivoaka nankany ivelany. Miteraka lonilony eo amin'n fiaraha-monina shinoa izany