Andriamifidisoa Zo · Marsa, 2010

Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Marsa, 2010

Tezitra amin'ny fanambaran'i Isiraely momba ny Moske Ibrahim ny Palestiniana

  05 Marsa 2010

Nanao fanambarana vao haingana ny Praiminisitra Isiraeliana Binyamin Netanyahu fa manam-pikasana ny hametraka ny Fasan-dRahely any Bethlehema sy ny Mosake Ibrahim/Zohin'ny (Fasan'ny) Patriarka any Hebron, izay samy any Cisjordanie, samy faritra fehezin'ny firenen-kafa izy roa ireo, ho toerana Lovan'ny Jiosy. Nampitroatra ny Palestianiana izany fanambarana izany; Heverina ho toeram-pandevenana an'i...

Maraoka : Ka ny bolongan'iza ary no BOMB e?

  05 Marsa 2010

Ny fifaninanana Best Of Morocco Blog,[Bolongana Maraokana Tsara indrindra] na ny BOMBies, no fifaninanana famahanam-bolongana fanao isan-taona farany indrindra. Mifantoka amina bolongana miteny anglisy izy ity. Nikatona tamin'ny 21 febroary 2010 ny fifidianana izay hofantenana tao anaty sokajy dimy samihafa. Nanambara ny lisitra fenon'ny voafantina sy ny nandresy ny MoroccoBlogs.com...

Afrika atsimo: Fiadiana ny amboara manerantany, zato andro sisa

  03 Marsa 2010

Tompokolahy sy tompokovavy, indreto isika ireto! Manomboka ny fanisana ary miampita amin'ny isa azo marihina isika, 100 andro tokoa manko sisa. Ny fiadiana ny ho tompon'ny amboara manerantany amin'ny lalao baolina fandaka karakarain'ny FIFA tokoa manko izao hetsika ara-panatanjahantena be mpiandry indrindra tsy noho ny fiezineziny ihany fa io fa...

Fandraisana anjara BBC : “fomba fijerinao izao tontolo izao”

  03 Marsa 2010

Nosoratan'ny Young People's Media Network fa mila anao ny BBC handefa aminy roa minitram-panadihadiana amin'ny “fomba fijerinao izao tontolo izao” ka haely manerantany izany.  Hatramin'ny faha-12 marsa ho avy izao no iandrasana izany.  Azonao vakiana ato ny fisoratana anarana ho amin'izany [fifaninanana] izany. Juliana Rincón Parra

Chili: Tsy nahomby ny fifandraisana

  03 Marsa 2010

Jorge Barahona no manoratra ny tsy fahombiazan'ny fitondrana Chiliana teo amin'ny lafiny fifandraisana an-tserasera [es] taorian'ny horohorontany, izay tsy nampiasa araka izay tratrany ny fitaovana teo ampelatanany. Na izany aza dia nankasitrahany indrindra ireo fifampitam-baovao tahaka ny Twitter sy ny fidirana an-tserasera 3G izay nahafahany mahara-baovao. Eduardo Avila

Bolgaria: Adihevitra momba ny Islamo

  02 Marsa 2010

Nisy olona 40 nanatrika adihevitra mitondra ny lohateny hoe “Islamo heverina ho mampatahotra – lamaody indray ve?” izay notontosaina tao amin'ny “Trano mena” Ivo ho an'ny kolontsaina sy ny adihevitra tao an-drenivohitr'i Bolgaria, Sofia tamin'ny 26 febroary teo. Anisan'ny mpandray anajra fitenenana tamin'izany i Saleh Breh, mpahay haisaina (psychologue) ao...

Rosiana maro vonona ny handoa vola ny votoaty an-tserasera

Akon  02 Marsa 2010

Fanadihadiana vaovao nataon'i Nielsen no nampiseho fa mihoatra ny antsasaky ny Rosiana no vonona ny handoa vola amina votoaty an-tserasera. Fa ny mahatalanjona amin'ny valin'izany fanadihadiana izany sy ny famakafakana azo sintoina aminy dia mivoaka ao amin'ny Slon.ru (ampiasao ny mili-pandikan-teny).

Global Voices teny Espaniola Mpitsara fifaninanana fanaovan-gazety Bottup

  02 Marsa 2010

Manaiky ny fisoratana handray anjara amin'ny fifaninanana fanaovan-gazety andiany faharoa hatramin'ny faha-15 marsa ho avy izao ny vohikalam-panaovan-gazety Espaniola Bottup. Hotondroina ho “Solontena manokan'” ny Bottup ary homena loka fandehanana maimai-poana any amin'izay toerana rehetra tiany hanaovana fanadihadiana (€1800 farafahabeny) izay mandresy amin'izany. Tafiditra ho anisan'ny mpitsara hifantina izay homena ny...

Maraoka: tsy nampoizina nandravarava

  01 Marsa 2010

Minaret Bab Berdieyinne, Meknes Maraoka (saripikan'i Eli J. T.) Vaovaom-paharavana nitranga tany Maraoka tamin'ny 19 Febroary lasa teo: Nihotsaka nandritra ny fotoam-bavaka isan-joma ny minaret an'ny môske Bab Berdieyinne (fantatra ihany koa amin'ny hoe moske Lalla Khenata bint Bekkar) izy miorina ao amin'ny tanàna Lovan'ny UNESCO ao Meknès, Maraoka (izay...