Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.
Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Janoary, 2019
Namaloka ny sehatra ara-kolontsaina niroborobo tao Hong Kong ny fikatonana tamin'ny mpanoratra tantara foronina mpisinta-kevitra iray
Hatramin'ny taompolo 1950s i Hong Kong no nanana fomba nireharehana tamin'ny zavakanto sy literatiora an-tsesitany. Toe-javatra maromaro nitranga tao ho ao no ahafahana mihevitra fa misy loza mitatao ambonin'ireo.
Nanamarika fiafaran'ny vanim-potoana iray ao Japan ihany koa ny faran'ny taona 2018
Nampiasaina tao Japan nandritra ny taona 2018 ny farangonteny Twitter #Heisei saigo (#平成最後, izay azo ambara ankapobeny hoe, "ny fotoana farany anaovanay izao amin'ny vanimpotoana Heisei") — indrindra fa tamin'ny vanimpotoanan'ny Taombaovao.
Artista tompotany avy ao amin'ny firenena Ramapough Lenape mampiranty ireo tantara nofafana
Ny asakanton'i Ótaes dia “mifantoka manodidina ny tsy rariny mianjady amin'ny vondrom-piarahamonina vazimba tompotany sy ireo tantara voakosoka na voavily lalana any amin'ny faritra afovoany andreana sy ny faritra Appalachian,"