Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Desambra, 2018
Miteraka hetsi-panoherana ny fanesorana ny fitakiana ny fahaizana fiteny sy ny literatiora filipino any amin'ny oniversite
"Mino izahay fa ny fiteny sy ny literatiora Filipino no kitro ifaharana amin'ny fandalinana fampisainana, fahaiza-mamorona ary fanafahana ny fahafaha-manaon'ny mpianatra sy ny vahoaka."
Mpanao gazety libaney miatrika fitsarana noho ny fitantarana fihoaram-pahefana lazaina fa natao tamin'ny mpiasa mpifindramonina
Notakian'ny sampandraharaha ihany koa ny hanasoniavany fampanantenana tsy hiresaka intsony momba ilay raharaha, saingy nolaviny izany.
Famoretana ao Beijing: ‘Mampidi-doza kokoa noho ny fihetsiketsehana an-dalambe ny misera amin'ny Twitter’
Heverina ho an-jatony na mihoatra aza ny isan'ireo mpisera Twitter voarahon'ny manampahefana mivantana.
Sakanan'ny fitsarana Sri Lankey vonjimaika ho tsy mahazo miditra ny biraony ny praiminisitra Rajapaksa
Mbola mitohy ny tolona hahazoana amin'ny fomba ofisialy izay ho praiminisitra srilankey ka ny fivoarana farany dia ny fanapahan-kevitra tsy hahazoan'ny PM Rajapaksa miditra ny birao.
Ahoana ny nanovan'ny manampahefana ao amin'ny seranam-piaramanidin'i Bangladesh ny fihetsiky ny vahoaka tamin'ny alalan'ny YouTube
Ñoho ny ezaka tamin'ny fampiasana ny YouTube sy Facebook, dia nahavita nampihena ny tahan'ny heloka bevava sy afa-nanampy ny mpandeha tao amin'ny seranam-piaramanidina lehibe indrindra ao Bangladesh ny manampahefana ao aminy.