Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Mey, 2018
Nofaranan'ny vehivavy Hazara ny fitokonana tsy hanendry hanina hanoherana ny famonoana azy ireo rehefa nanaiky ny hifampiresaka ny lehiben'ny tafika pakistaney
"Mangataka ny Lehiben'ny Tafika tsy maintsy tonga eto Quetta manao fanamiana sivily izahay hihaino ny kiakiaky ny mananon-tena 3000 sy ny kamboty 10.000."
Netizen Report: manome voninahitra ireo mpanao gazety nisy namono ny mpiara-miasa aminy ao Afghanistan sy Pakistan nandritra ny Andron'ny fahalalahan-gazety manerantany
Manokana ity lahatsoratra ity ho an'ireo mpanao gazety norahonana na novonoina tamin'ity taona ity izahay, ho fanomezam-boninahitra ny Andron'ny Fahalalahan-Gazety Manerantany tamin'ny 3 mey 2018.
Nampandany fitaovana vaovao hanaovana ny sivana amin'ny aterineto ny antenimieran-doholona meksikana, tsy niraharaha akory ny fombafombam-panaovan-dalàna
ny fanitsiana nekena dia «mametraka ho heloka bevava ny mandika soratra» ary «mametraka ho ara-dalàna ny asam-panitsakitsahana ny zo fototra sy ny zo ara-dalàmpanorenana
Hanohana an'i Mohamed Salah i Azia Afovoany Amin'ny Mondialy ao Rosia
"Mampiditra ny tena Islam amin'izao tontolo izao i Salah sy ny lazany amin'ny fahaizana milalao baolina fandaka sy ny fitondra-tenany tsara."