Andriamifidisoa Zo · Janoary, 2016

Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Janoary, 2016

Politisianina nanasa mpakasary handrakitra azy hividy fiara. Azo sary ihany koa ny famantaranandrony lafovidy noho ilay fiara hovidiany

Akon

Raha niaraka tamin'ny ekipa mpiara-miasan'ny televiziona anankiray ny mpanolotsainan'ny tanàna ao St. Petersburg antsoina hoe Vitaly Milonov haka azy an-dahatsary mividy fiara vita rosiana iray, dia tsy nihevitra izy fa ny famataranandrony an-tanana indray no ho lasa resaka. Ary dia izay indrindra anefa no nitranga.

02 Janoary 2016