Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Jolay, 2015
Fanehoan-Kevitra Grika Mirehidrehetra Tamin'ny Fanisana Sisam-Potoana Nataon'ny CNN
Niteraka tadiom-panehoankevitra tao amin'ny fiarahamonina grika an-tserasera ny fanisana ny sisam-potoana mankany amin'ny mahabankirompitra an'i Gresy, nataon'ny CNN.
Mampidi-Doza ny Demaokrasia ao Ekoatera ny Fifanenjanana eo amin'ny Governemanta sy ny Mpanohitra
Raha mbola mitohy ny hetsi-panoherana sy ny hetsika manohitra ny hetsi-panoherana ao Ekoatera mialoha ny fahatongavan'ny Papa Fransoà dia tratran'ny fahirano ny fototry ny demaokrasia, hoy ny nosoratan'ny mpanadihady iray.
Olona 100.000 Isan-Taona no Ampijalian'ny Aretina Raboka sy VIH
"Afaka nanafoana ny lefakozatra i India tamin'ny alalan'ny misionany manokana. Fa maninona no tsy atao amin'ny programa miady amin'ny TB/VIH ny fahamehana tahaka izany?"
Miaro ny Mari-Panondroana an-dry Zareo amin'ny Alalan'ny Lahatsary ny Vahoaka Sarayaku ao Ekoatera
Mampiasa ny teknolojia vaovao ny tanora Sarayaku ao Ekoatera hiarovana ny mari-panondroana ara-kolontsainy sy ny anganon'ny razambeny.