Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Avrily, 2008
Emirà Arabo mitambatra: Vohikala anarivony no ho voasakana noho ny famerana vaovao
Migoka tsimoramora ny famerana vaovao mikasika ny aterineto ny tontolom-bolongan’i Emirà Arabo mitambatra, noho ny fanakanana mihatra amin’ireo tranonkala anarivony noho ny votoatiny. Raha misy ary ny mpamaham-bolongana sasany no...
Timor atsinanana: Ny fiverenan'ny filoha an-tanindrazana
Ny gazety repoblika Xanana no mitantara ny nandraisan'ny vahoaka ny filoha Timor atsinanana rehefa niverina an-tanindrazana. Ny mpanatrika iray moa no nilaza ny filoha ho “malezo nefa henjana.”
Indonezia: Filazana fanairana manodidina ny tendrombohitra Papandayan
Vaovao avy any Indonezia no nanambara fa nakarina ho amin'ny dingana ambony ny filazam-panairana manodidina ny tendrombohitra volkano Papandayan. Miorina 51 km atsimo atsinanan'ny tanàna fahatelo lehibe indrindra any Indonezia...
Iràka: Mitohy ny ady eo amin'ny andian'olomaro sy ny fanjakana
“Mitohy ny ady eo amin'ny andian-jiolahy (fomba filazany azy io raha mpiady anaty akato kosa amin'ny fiteny hafa) sy ny fanjakana, ary mbola ho ela no ahataperan'izany. Mitohy ihany koa...
Mozambika: Fifanarahana momba ny famerana indray ny karama farany ambany
Basilio Muhate [pt] no miresaka vetivety ny fifanarahana eo amin'ny sendikan'ny mpiasa Mozambikana sy ny vondron'ny mpandraharaha momba ny famerana ny karama ambany indrindra ao amin'ny vondron'asa valo na sivy...
RD Kôngô: Fiaraha-miasa vaovao hamongorana ny herisetra
Ezaka ankapobe hamongorana ny fanolanana anyamin'ny repoblika demokratikan'i Kôngô: “Ny sampan'ny Firenena Mikambana misahana ny ankizy (UNICEF) sy ny hetsika iraisam-pirenena miady amin'ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy sy ny ankizivavy...
Isiraely: Figadran'ny lehiben'ny polisy Iraniana
“Mety ho tsaroanareo angamba ny amin'ilay lehiben'ny polisy Iraniana ary ampita ary izay tratra niboridana niaraka tamina makorenila enina tany an-tranondopy.Ie, ankehitriny toa re fa mbola hiray efitra amina olona...
Haiti: Ny anton'ny rotaka
Lazain'ny The Haitian Blogger (mpamaham-bolongana Haisiana) fa “diso toerana (babangoana na hafahafa) ny mandre ny filazan'ny Amerikana ‘fahombiazana’ tamin'ny rotaka miady hanina any Haiti.”
Armenia: Kolontsaina hafa
Manoratra ny kolontsaina mety ho hafahafa amin'ny vahiny miaina any Armenia i Dominic. Tsy maintsy miatrika ny fifampitantanan'ny olona amin'ny fandihizana tampoka eny an-dalana, marihin'ingahy mpanolotenan'ny tafi-pandriampahalemana moa fa mahitsy...