Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Novambra, 2007
Tantara Sovietika: Richard Sorge
Ny daty nanamarika ny andron’ny 7 novambra iray no notantarain’ny tao amin’ny ExecutedToday.com [Novonoina (ny datin’ny) androany] ka i Richard Sorge izay mpitsikilo “ nahombiazana tamin’ny fahafahany nanori-ponenana, amin’ny mahavahiny...
Rosia: Revolisiona sy Firaisampirenena
Ankalazaina amin’ity taona ity ny faha-90 taonan’ny Revolisiona 7 novambra 1917 tanyRosia. Sean's Russia Blog [bolongan’i Rosian’i Sean] no nanoratra ireo zavanitranga nahatonga nyBoltshevika hiroborobo sady nofarifaritany ihany koa fa...
Zimbaboe : Ny aotra no mitroatra na tantara voafintin'ny dolara zimbaboeana
Milaza ny namoahana ny lahatsary (ny lahateny sy lahatsoratra ve misy dia tsy hisy ny lahatsary?) DVD vaovao mitondra ny lohateny hoe Hero to Zero [ny aotra no mitroatra]: Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina...
Isiraely: Fony namono an’I Rabin i Yigal
Indroa praiminisitry Isiraely Atoa Yitzak Rabin dia tamin’ny 1974 – 1977 sy tamin’ny 1992 ka hatramin’ny namonoana azy tamin’ny 1995. Efa nahazo ny loka Nobel momba ny fandriampahalemana Atoa Rabin...
Afrika: Fanafotsiana ny tantaran'i Afrika
Indro asehon'i Sokari antsika manaraka etoana (sy ao amin'ny bolongany) ny ohatra iray amin'ny fanadisoana ny tantara Afrikana. Hoy izy manao hoe:” Efa bebe ihany izay fampidiram-bolongana amin'ny tantaran'i Afrika...
Ezypta : Hanatrika ny fihaonamben’ny tanora Arabo ny mpibilaogy.
Araka ny notaterin’ny mpampidi-bolongana Toniziana Amin dia ekena ho vondrona iray afaka manatrika ny Fihaonamben’ny Tanora Arabo Voalohany hotontosaina any Egypta ny 19 ka hatramin’ny 22 novambra ho avy izao...
Shina: Profesora Koreana matintsikera
Navoakan‘ny siniben-tserasera maro teny Shina ity vaovao ity tamin'ny 31 aogositra lasa teo: Nametraka hevitra ny profesora Koreana antsoina hoe Zengh Zaishu avy ao amin'ny Onivesiten'i Ehwa fa, tsy araka...
Albanie: Fanasandamban i Tirana
Izay mahita mety ho tsipaky ny hehy, ny hafa kosa karazan'ny rikoriko ihany: Mba mieritreritra ny handravaka amin'ny fomba miavaka ny tranony izay tsy maintsy ihafiana onenany ny olona ao aminy...
Shina: Sainam-pirenena nampiady
Nampiseho tampoka ny sainan’ny Repoblikan’I Shina (tsy Repoblika Entim-bahoaka an’i Shina izany) i Liu You-chen, mpilalao E-spaoro Taywaney teo ampandraisana ny medaily varahin’ny Lalaon’ny Aterineto manerantany [World Cyber Games (WCG)...
Myanmar: Tapaka indray ny aterineto
Tapaka indray ny rohy mampifandray amin'ny any ivelany amin'ny alalan'ny aterineto. Voalazan'ny ao amin'ny rohy fa vao noroahin'ny mpitondra jadona hiala ny taniny ihany koa ny diplaomatinn'y Firenena mikambana iray....