Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Andriamifidisoa Zo · Septambra, 2007

Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.

Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.

imailaka Andriamifidisoa Zo

Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Septambra, 2007

Shina: Very Saina Ve i Crazy English e?

Toeram-pampianarana tsy miankina mampirisika fomba fampianarana teny anglisy vaovao ny sekoly Crazy English naorin’I Li Yang; izany hoe, manadino amin’izay ny fehezanteny anglisy tranainy ary mitady araka izay azo atao ny fomba ahafahana miresaka amina mpiteny anglisy iray, ary manifika amin’ny fomba rehetra ny fahamenarana ihany koa ao anatin’izany. Asaina...

Tanzania: Adihevitra Momba Ny Volonkoditra Sy Firazanana Mahaolompirenena.

Tovovavy Tanzaniana iray rehefa voahosotra ho Oliravina Vodacom Tanzania 2007 no niresadresaka tamin’ny mpanoratra ny Bongo Celebrity  Blog no latsa-bava nanao hoe:  “It’s sad that people have raise such an issue. I don’t see why they should, because I am not the only Asian born in this Country. In fact...

Shina: Ny vaovao mampidi-doza

Nadikan'i William Long  avy amin'ny teny shinoa ho amin'ny teny anglisy ny atao hoe “vaovao mampidi-doza”. Notsoahiny avy amin'ny lalàna  [shinoa] fanaraha-maso ny tambazotram-pamoaham-baovao sy izay apetraka anaty aterineto (avy amin’ny teny anglisy manao hoe: “Computer Information Network and Internet Security, Protection and Management Regulations” ) ny tranga sivy famaritana azy...

Madagasikara: ny momba ny fandroahana any Frantsa

Ny tahotra mpifindra monina, nampian’ny fifampihenjanana eo amin’ny samihafa volon-koditra sy ny rotaka tany amin’ny faritra manodidina ny tanandehibe tamin’ny ririnina 2005, no nanosika ny Minisiteran’ny atitany frantsay hanenjana kokoa ny ady amin’ny fifindra-monina an-tsokosoko. Voakasik’izany politikam-pandroahana mpifindra monina tsy manana taratasy manome alalana hisari-monina ao Frantsa izany ihany koa...